Litera P

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Pensily: (angl. pencil) a.: Fanoratana amin'ny solaitra. Pensilihazo: Hazo lavalava kely misy atiny manjarano,…tohiny
Pentimpentenana: (pentimpentina) mt. ih. (pentimpenteno): Asiana pentimpentina, loto kely mitentintentina. tohiny
Pentina: na Pentimpentina a.: Loto kely mipetaka amin-javatra: Tsy mahatondra io lamba rakotra pentina io aho.…tohiny
Pentsompentsonina: (pentsompentsona) mt. ih. (pentsopentsony): Enti-milaza ny zavatra na ny olona tenenina na resahina…tohiny
Pentsona: na Pentsompentsona a.: Habasiam-bava, fitsaontsaonam-bava, haim-bava. I t.i.f.: Pentsompentsonina, apentsompentsona…tohiny
Pepe: (Ski) a.: Anaran-kazandrano be taolana. tohiny
Peperana: Perana (pepetra) mt, ih. (pepero, pero): Hafatrafarana: Nopeperan-drainy izy hanao fasana. ? Didiana:…tohiny
Pepetra: na Petra a.: Hafatrafatra mafy: Nasain-drainy honina any ambanivohitra izy araka ny pepetrany taminy.…tohiny
Pepipepy: a. : Fivezivezena mankatsy mankaroa noho ny hatairana na haverezan-tsaina ka tsy mahita izay hatao na…tohiny
Pepo: (Ski) a.: Hodipotsy. - F.-p.: Pepeo: be hodipotsy (enti-milaza ny paraky rehefa antitra ka vandambandana…tohiny
Pepo: p.t.: Misy lempona petaka milentika: Nidona tamin'ny varavarana izy ka pepo ny handriny. - t.i.f.: Pepoina,…tohiny
Pepoina: (pepo) mt. ih, (pepoy): Asiana lempona, atao pepo: Adala mihitsy i Soa kely: nopepoiny tamin'ny vato…tohiny
Perana: (petra) mt. ih, (pero): Rarana, sakanana: Pero mafy ny zanakao tsy hilalao eo amoron-teuana. tohiny
Peratra: a.: Masom-by na metaly hafa (volafotsy, volamena) atsofoka amin'ny rantsantanana mba hatao firavaka…tohiny
Peretika: a.: Karazam-borona. tohiny
Perla: (fr. perle) a.: Voahangy. Peripetika a.: Jer. Tsipetrika. tohiny
Perovianina: (fr. pĂ©rouvien) a.: Ny firenena tompon-tany any amin'ny tanin'i Peroa (Amerika atsimo): Ny Perouianina…tohiny
Pesipesenina: na Pesipesinina: Heverina, (tsy fampiasa afatsy raha miaraka amin'ireto teny ireto: tsy azo, tsy hita,…tohiny
Pesta: (fr. peste) a.: Areti-mifindra mahatahotra aoka izany, izay misy karazany roa: ny "peste bubonique"…tohiny
Petahana: (petaka) mt pdr na ih. (petaho): Raiketana: Nopetahany taratasy misy teny fanarabiana ny lamosin'I-sambilo.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1003