Litera P

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Potehina: (potika) mt, ih. (poteho): Atao motika, atao torotoro: Nopotehiny ny bokiko ka tsy manaiky aho. ? h.…tohiny
Potene: (Ski) a.: Ilay fotsifotsy kely eo afovoan'ny tendron' ny tandrok'ombY. tohiny
Potika: a.: Sombina, vaky: Poti-kena. 1 p. t.: Rovitra, hotohoto, voarotika: Potika ny akanjon? avy tao anatin'ny…tohiny
Potikana: a.: Fiporitsahana, fibolilana, fandosirana na fihatahana tsy misy mahita, - t.i.f.: Apotikana, voapotikana,…tohiny
Potitika: p.t.: Mitovy amin'ny Botitika. tohiny
Potraka: rat.: Lavo: Nisolafaka izy ka potraka. ? h.o.: Ny ketraka mora mivarina / Miroraka tonga kanosa;/Ny…tohiny
Potretra: p. t.: Fohy kely, botry, zeny(jer. Botretra). Ankizy potretra: zazalahy na zazavavy kely. tohiny
Potsaka: a.: Fisehoana sady fahavakisana; fipoiran-javatra eny ivelany; fivoahana avy ao anaty. - t.i.f.: Apotsaka,…tohiny
Potsehina: (potsika) mt. ih. (potseho): Atao torotoro toy ny vovoka, kosohina: Potseho ireo vomanga ireo homena…tohiny
Potsiarana: (potsiatra) mt. ih. (potsiaro): Enti-milaza zavatra na olona asiana, andefasana rano mifantsitsitra.…tohiny
Potsiatra: a.: Fivoahana mifantsitsitra, fiporitihana. 1 tif: Potsiarana, apotsiatra, voapotsiatra, tafapotsiatra…tohiny
Potsika: p.t.: Natao torotoro toy ny vovoka: Tsy mety potsika ity mangahazo ity, fa mafy velona tahaka ny uato.…tohiny
Potsirina: (potsitra) mt. ih. (potsiro): Tsindronina dia vaky, loahana: Nopotsirin'ny ankizy ny mason'ilay uoronkely.…tohiny
Potsitra: p.t.: Loaka: Potsitra ny mason'ilay vorona. • Vaky, foy: Potsitra ny uay teo amin'ny hatony. ~ Miseho…tohiny
Pozipozy: p.t.: Malemilemy, osaosa, mpangataka na olomahantra. - t.i.f.: Mipozipozy, fipozipozy, mpipozipozy /…tohiny
Praiminisitra: (angl. prime minister) a.: Olona voatendrin' ny filoham-pirenena ho lehiben'ny governemanta; samy mahazo…tohiny
Praivetra: (angl. private) a,: Tsiambaratelo tsy aboraka raha tsy amin'ny olon-tiana, raha tsy amin'ny olona vitsy…tohiny
Pretra: (fr. prêtre) a.: Olona voahosotry ny eveka mba hi-tondra fiangonana, hanao lamesa sy hizarazara sakramenta…tohiny
Prezidà: (fr, président) a.: Teny fanajana fiantsoana ny lehibem-pikambanana, na izay mitari-draharaha amin'ny…tohiny
Proma: p.t. na a.: Voalohany, (mahazo) ny laharana voalohany: Nahatsiaro ny kanetiny tao am-paosiny i Koto,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0892