Litera P

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
P: Tarehintsoratra fahadimy ambin'ny folo ary renisoratra fahiraika ambin'ny folo amin'ny abidy malagasy.…tohiny
Pahina: p.t.: Tsy mahita afatsy ny akaiky, fohy maso. ? h.i.: Olona tsy mahita izay tadiaviny, tsy mahita ny…tohiny
Paika: a.: Feo re avy amin' ny zavatra mifandona. • Fidona, fanapoahana amin'ny tanana na hazo: Paika kely…tohiny
Paikompaikona: na Paikopaiko a.: Tsipaikona. tohiny
Paina: a.: Vely, vono, levilevy. d, t.i.f.: Painana, voapaina. tohiny
Painana: (paina) mt. ih. (paino): Velesina, vonoina, levilevena. tohiny
Painga: p.t.: Kinga, faingan-tanana, matselaka, mailaka. / t.i.f.: Mahapainga. tohiny
Paingo: na Parapaingo a.: Vy mavesatra miaraka amin'ny gadra; fatotra iray avy amin' ny tongotra roan'ny vorona,…tohiny
Paingoina: (paingo) mt ih. (paingoy): Gadrana, atao am-ponja. tohiny
Paingorina: (paingotra) mt. ih. (paingory): Tanana amin'ny paingotra: Paingory amin'ny rindrina ity sary ity. tohiny
Paingotra: (fr. épingle) a.: Vy marani-doha mitovitovy halehibe sy halava amin'ny tsilon-draiketa ary misy motiny…tohiny
Paiso: (fr. pêche) a.: Hazo fihinam-boa, izay matsiro sady be ranony ny voany ary misy taolany: Tafatsiry indray…tohiny
Paka: a.: Kiran-javamaniry mitovy amin'ny taretra fanaovana gony. tohiny
Paka: p.t.: Kitsokitso na tsokitsoky loha: Pa-tendro ir? tendrombohitra - F.-p•: Paka lelo: mikirazorazo toa…tohiny
Paka: a.: Fidonana eo akaiky; fifanakaikezana, fihaonana. i t.i,f.: Apaka, voapaka, tafapaka / manapaka, fanapaka,…tohiny
Paka: (fr. pâques) a.: Fety lehibe indrindra amin'ny Kristianina fa fahatsiarovana sy fankalazana ny nitsanganan'…tohiny
Pakapaka: p. t.: Lava manify. - t.i.f: Mipakapaka, fipakapaka. tohiny
Palakinina: (fr. palanquin) a.: Filanjana misy tafony. tohiny
Palapala: p. t.: Lava mitezotezo. i t.i.f.: Mipalapala, fipalapala. tohiny
Palitao: (fr. paletot) a.: Akanjo ambonin-dehilahy midina hatreo anrin'ny fitombenana, misy paosy ivelany, ary…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0089