Litera P

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Pika: a.: Fipitsile-javatra miala amin'ny toerana misy azy, ka misy feo kely miaraka amin'izany; fampifantsitsirana;…tohiny
Pika: a.: Karazam-boninkazo izay madinika maro loko mahafinaritra mitambatambatra ny felany. tohiny
Pikany: (t. tr.) a.: Vodin-javamaniry izay nambolena ka vao niitaran'ny sisa. tohiny
Pike: (Ski) a.: Karazan-tsakamalao tsara fofona fihosotry ny vehivavy sakalava. tohiny
Pike: (Ski) a.: Tady mifatotra amin'ny laveroka ka marnaky ny laim-botry sady mifatotra koa amin'ny take.…tohiny
Pila: (fr, pile) a,: Fitehirizana aratra, avy amin'ny fitambaran-javatra miteraka angovo simika lzay miova…tohiny
Pilaka: na Pilapilakap.t.: Jejojejo mba hanaitra ny mason' ny lehilahy. - t.i.f.: Apilapilaka / mipilapilaka,…tohiny
Pilampilana: p.t.: Mitovy amin' ny Pilapilaka. tohiny
Pilao: (fr. plomb) a: Tady kely misy vongam-pira-mainty izay entina manamarina ny fahitsian'ny rindrina tsy…tohiny
Pilatse: (Ski) a,: Antsamotady. tohiny
Piliavava: a.: Fanaovana tsy anjery mikararana ka indraindray tsy heverina akory izay lazaina. tohiny
Pilimo: (fr. plume) a.: Teny enti-milaza ny lelam-penina sy ny tahony miaraka. tohiny
Pilina: (angl. pill) Fanafody miendri-boananana kely na-tao hatelina avy hatrany. Pilin-kankana: pilina ody…tohiny
Piliolitse: (Ski) p.t.: Enti-milaza ny zavatra na feo kely mi-la tsy ho hitan'ny maso na ho ren'ny sofina, bilitika.…tohiny
Pilipily: (Ski) a.: Sakay. tohiny
Pilo: a.: Sakay mena. tohiny
Pilopilo: (fit.-p.) a.: Voantsiperifery, dipoavatra. tohiny
Pilopilo: p.t.: Marani-doha. ? I-lazana koa ny loha mihefikefika mampiseho hajejoana, na ny loham-bibilava misosososo…tohiny
Pilotra: (fit.-p.) a.: Anaran-kata iantsoana ny antsamotady. tohiny
Pilotse: (Ski) a.: Enti-milazany salaka sady kely no fohy. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0978