Litera P

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Piny: a.: Jer. Pika. tohiny
Pioka: na Piopioka a.: Jer. Fioka. tohiny
Pipa: (fr. pipe) a.: Zavatra lavalava misy fatana sy fantsona kely natao hifohana ravim-paraky efa voatetitetika…tohiny
Pipika: a.: Feo heno mipaipaika malemy sy an-kisesy, toy ny feon'ny fandehan'ny famantaranandro. tohiny
Piretaka: na Poretika: Jer. Poretika. tohiny
Pirimotra: (angl. print) a.: Mitovy amin'ny printy (jer. io teny io). tohiny
Pirinty: (angl. print) a.: Taozavatra famerenana soratra na sary imbetsaka amin'ny taratasy, ka tarehintsoratra…tohiny
Piripiso: (Ski) a.: Karazan-kazo madinika mivondrona. tohiny
Piripiso: p.t.: MaintY ngizina noho ny loto, feno tsikoko. tohiny
Piripite: (Ski) a.: Hira sy dihin' ny Masombika. tohiny
Piripity: a.: Amponga tsangana kely indrindra vita amin'ny hoditra tokana eo amin'ny tendrony ambony (hoditr'…tohiny
Piriritra: a.: Fifantsitsirana, pararatra, fivalanana rano fotsiny. - t.i.f.: Apiriritra / mipiriritra, fipiriritra,…tohiny
Piritihana: Piritsihana (piritiha) mt. pdr. (piritiho, piritsiho): Ampiritihana fotaka, andefasana zavatra mifantsitsitra:…tohiny
Piritika: na Piritsika a.: Fipitipitiky ny rano na fotaka le-na; fivalanana malemy mipitika. - t.i.f.: Piritihana,…tohiny
Piro: a.: Anaran-kazo. tohiny
Pirotse: (Ski) a.: Enti-milaza ny tandrok'omby kirongo izay miforitra kokoa ny anankiray noho ny ilany. tohiny
Pisitasy: (fr. pistache) a.: Jer. Voanjombazaha, kapika. tohiny
Piso: (angl. puss) a.: Saka. รจ Pisopiso / pisopisoana / mipisopiso, fipisopiso, mpipisopiso j ipisopisoana,…tohiny
Pisopiso: a.: Teny fiantsoana ny saka: Pisopiso, pisopiso. tohiny
Pisopisoina: (pisopiso) mt. ih. (pisopisoy) a.: Antsoina amin'ny teny hoe pisopiso. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0161