Litera P

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Poritika: a.: Rano na fotaka mifantsitsitra, mipatitaka. ~ p.t.: Kely, pitiny, madinika kely. - t.i.f.: Poritihina,…tohiny
Poritra: p.t.: Tery: Poritra aho fa mikisakisaha. ? h.o.: Sahirana mafy: Poritry ny uolan'olona izy ka namidiny…tohiny
Poritsaka: a.: Fahalatsahan-javatra tsy voatazona fa malama; fikorotsahana na fianjeran-javatra nafenina tany amin'ny…tohiny
Porizenitra: a.: Fanomezam-boninahitra ataon'ny miaramila amin'ny mpanjaka na ny mpitondra ambony. tohiny
Poroatra: a.: Hafenoana mihoapefy. - t.i.f.: Aporoatra, tafaporoatra 1 miporoatra, fiporoatra, mpiporoatra 1 iporoatana,…tohiny
Porofo: (angl. proof) a.: Zavatra na hevitra entina mana-marina ny filazana: Tsy manaiky aho raha tsy mahita…tohiny
Porofoina: (porofo) mt, ih. (porofoy): Hamarinina: Azonao porofoina va izany filazanao izany? tohiny
Pororoatra: a.: Hafenoana misy mihoatra betsaka; fiarahana maro manao rodobe sady aharenesana rodorodo. - t.i.f.:…tohiny
Pororotra: a.: Pololotra. tohiny
Porosolaina: (fr. porcelaine) a.: Bakoly: Vilia porosolaina. tohiny
Porotaka: ft.: Enti-milaza ny kibo be matavy mirotaka na mitambotsotra midina. - t.i.f.: Tafaporotaka 1 mamorotaka,…tohiny
Porotsaka: a.: Fanomezana avy hatrany; tambotsotra. - t.i.f.: Aporotsaka, porotsahana, voaporotsaka, tafaporotsaka…tohiny
Porotse: (Ski) a.: Renitsirika. tohiny
Portogay: (fr. portugais) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Portogaly: Mifanila tany ny Espaniola sy…tohiny
Portorikanina: (fr. Portoricain) a.: Ny firenena monina amin'ny tan y atsinanan'i Haïti: Zanatany ela espaniola ny…tohiny
Pory: a.: Karazam-borona. tohiny
Posaka: a.: Seho, tranga, filazana na fampiharihariana. - t.i.f.: Aposaka, voaposaka, tafaposaka / mamosaka,…tohiny
Posasakà: p. t.: Mitovy amin' ny Bosasaka. tohiny
Posy: na Posiposy (fr. pousse-pousse) a.: Karazana kalesy kodiaran-droa, taritin'olona, izay antsoina hoe…tohiny
Potasy: (fr. potasse) a.: Vongana fotsy mora levona ao anaty rano, fanadiovana ny lamba mainty ary miditra amin'…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0529