Litera P

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Pareake: (Ski) a.: Verontsanjy. tohiny
Pariahana: (pariaka) mt. pdr. (pariaho): Enti-milaza toerana anaparitahana zavatra. tohiny
Pariaka: a.: Paritaka, fiely, fihahaka amin'ny toerana ma-ro. - t.i.f.: Pariahana, apariaka, voapariaka, tafapariaka…tohiny
Pariakala: (fr. percale) a.: Karazan-damba somizo. tohiny
Pariamaso: a.: Karazam-borona (Zosterops madagascariensis). tohiny
Pariritana: p.t.: Enti-milaza olona na zavatra ifantsitsirandrano. tohiny
Pariritra: o.: Fantsitsirana fitifitry ny rano mivoaka ny fantsona na ny ra mivoaka ny hoza-dra tapaka. - t.i.f.:…tohiny
Paritaka: a.: Fielezana fa tsy iray toerana; fihahaka tsisy kototony,fisafotofoto. - t.i.f.: Aparitaka, voaparitaka,…tohiny
Paritra: a.: Fizarazan'ny feo amin'ny hira; feo voalohany, feo faharoa, torebiny... - F.-p.: Diso paritra: tsy…tohiny
Parlemanta: (fr. parlement) a.: Solombavambahoaka mamolavola sy manao lalàna. tohiny
Pasahana: (pasaka) mt.pdr. (pasaho): Enti-milaza olona na zavatra anelezana vaovao. tohiny
Pasaingy: a.: Parasy (jer. koa Parapandy). tohiny
Pasaka: a.: Fahavakisana, fiveraka, na fisaraka. - t.i.f.: Pasahana, apasaka, voapasaka, tafapasaka / manapasaka,…tohiny
Pasasaka: a.: Fahavakivakisana na fihoaran-drano mibosasaka. tohiny
Pasipaoro: (fr. passeport) a.: Taratasy avy amin'ny fanjakana ahazoana mivezivezy na miditra any amin'ny firenenkafa.…tohiny
Pasitry: a.: Ampanga maniry eny ambony hazo. tohiny
Pasohina: (pasoka) mt. ih. (pasohy): Lamaina, tsindriana amin'ny vy hafanaina mba halamalama tsara tsy hisy miketrona…tohiny
Pasoka: a.: Fanalamana, fanalana ny ketronketrona amin' ny fltafiana amin'ny alalan' ny vy nohafanaina ka asosa…tohiny
Pataloa: (fr, pantalon) a.: Akanjo ambany fitondran'ny lehilahy, mandrakotra ny tongotra roa tsirairay avy, hatreo…tohiny
Patana: a.: Karazan-jandiana. Pa-tendro a.: Jar. Paka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0099