Litera P

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Pily: (fit.-p.) a.: Anaran-kafa iantsoana ny fandrefiala. tohiny
Pily: a.: Karazam-bibilava vaventy. tohiny
Pimaso: a.: Baiko atao amin' ny maso (na hiantsoana olona na handrarana azy tsy hiteny...). tohiny
Pin-: Fitambaran'ny P sy ny " tsofoka na sisika IN hanaovana mt. ih. amin'ny fototeny sasantsasany manomboka…tohiny
Pinaika: (paika) mt. ih. misy tsofoka in: Voapaika, voapoka, pehina: Nopinaika ilay vara dia vaky. tohiny
Pinaingotra: (paingotra) mt. ih. misy tsofoka in: Voapaingotra, paingorina, asiana paingotra. tohiny
Pinaoka: (paoka) mt. ih. misy tsofoka in: Voafaoka amimpahakingana. tohiny
Pinasoka: (pasoka) mt, ih. misy tsofoka in: Voapasoka, pasohina. tohiny
Pindakoaka: na Pindaoka a.: Biby fahagola voalazan'ny angano ho nisy tany amin' ny ilany atsimon'ny Nosy. tohiny
Pindina: (pindy) mt. ih. (pindio): Apitika amin'ny fanondro, tsipindina. tohiny
Pindy: a.: Fanapitihana zavatra amin'ny fanondro izay aforitra amin'ny ankibe ka atsotra tampoka sy mafy. -…tohiny
Pinelatra: (pelatra) mt, ih. misy tsofoka in: Voapelatra, pelarana, voafelaky ny tehamaina: Nopinelany ilay zaza…tohiny
Pinetaka: (petaka) mt. ih. misy tsofoka in: Voapetaka. tohiny
Pingapinga: a.: Fahamaimaizana mipelipelika sy kevokevoka. - t.i.f.: Mipingapinga. tohiny
Pingipongy: (fr, ping-pong) a.: Karazana tenisy fanao eo ambony latabatra. -+ tohiny
Pingo: a.: Hazo mainty sady mafy. tohiny
Pinitika: (pitika) mt. ih. misy tsofoka in: Voapitika, ipitihana: Nopinitiky ny fotaka ilay akanjoko vao auy nosasana.…tohiny
Pinotsitra: (potsitra) mt. ih. misy tsofoka in: Voapotsitra, potsirina: Naharary ilay uoy nopinotsitra. tohiny
Pintsana: na Pintsampintsana p. t.: Olona keliray na kelireny fa kinga;maivamaivana sy mailaka. - t.i.f•: Mipintsana,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0569