Litera P

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Petahina: (petaka) mt. ih. (petaho): Fisahana amin'ny fa-m oretana. tohiny
Petaka: p. t.: Fisaka, tsy mivohitra fa mitovy tantana amin'ny manodidina: Orona petaka. • a.: Fandraiketana…tohiny
Petra: a.: Fandrarana na fisakanana, - t.i.f.: Perana, voapetra. tohiny
Petra-dango: a.: Fomba nanaovana ny lango. (Raha vao nanomboka ho mena reny ny vary eny an-tanimbary, dia niotazan'ny…tohiny
Petrahana: (petraka) mt. pdr. (petraho): Enti-milaza izay asiana, ametrahana zavatra: Nopetrahan'i Bozy ilay siny…tohiny
Petraka: a.: Fitoerana, toerana misy ny tena; fitombenana fa tsy fitsanganana. - t.i.f.:Petrahana, apetraka,…tohiny
Petrika: na Petripetrika a.: Jer. Pitrika na pitti¢itrika. tohiny
Petsa: p. t.: Tsy maina fa misy rano ka mando be. - t.i.f.: Petsaina, petsana, apetsa, voapetsa / petsapetsa…tohiny
Petsahina: (petsaka) mt. ih. (petsaho): Lemana, mandoina, atao izay hahatonga azy mangeniheny. tohiny
Petsaina: Petsana (petsa) mt. ih, (petsao): Atao tonga mando; kotsana. tohiny
Petsaka: a.: Leman-drano misy rihidrihitra. - t.i.f.: Petsahina, apetsaka, voapetsaka / mametsaka, manapetsaka,…tohiny
Petsapetsa: p. t. : Enti-milaza ny tany misy rano ka mangeniheny, mangonahona. - F.-p.: Iray petsapetsa: 1) enti-milaza…tohiny
Petsapetsa: (Btl) a.: Honahona nototofana natao tanimbary. tohiny
Petsapetsaina: (petsapetsa) mt. ih. (petsapetsao): Vontosana rano, atao feno fotaka. Py a.: Fikimpikfmpin'ny ma- so,…tohiny
Pia: a.: Aretina mpahazo ny mpifana. tohiny
Piahina: (piaka) mt. th. (piaho): Tapahina na vakina ka misy feo kely heno amin' izany. tohiny
Piaka: p.t. na a.: Tapaka, feo heno mikepoka amin'ny fahatapahan'ny hazo mailla na fifandonan'ny zavatra roa…tohiny
Piano: (fr. piano) a.: Zavama- neno misy fitendry toy ny arimonia, saingy tsy mba rivotra no mampaneno azy…tohiny
Piarapiara: na Fiarafiara a.: Lalaon'ankizy mifampilanja na manao kilanjalanja ka ny tanana mifandika eo anoloana…tohiny
Pihina: (pika) mt. ih, (piho): Kitihina hetsehina: Nopihiny tamin'ny uy kely ilay hidin-trano dia afaka. • Asiana…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0769