Litera O
Ory: p. t.: Malahelo, mijaly, miferinaina: Manafaka alahelo ny olona ory. 0 Mahantra, fadiranovana: Ampio…tohiny
Osa: p.t.: Tsy manana tanjaka na herim-batana; mora reraka na tsy salama: Osa fa tsy tahaka ny lehilahy ny…tohiny
Osanosanina: Aosanosana (osanosana) mt, ih.: Haninaabosibosika.
tohiny
Osaosana: a.: Fihinanana mambosibosika mampiseho fa reraka sy sarotra an-kanina. i Aosanosana, osaosanina / miosanosana…tohiny
Oseana: (fr, océan) a.: Velarandranomasimbe mandrakotra ny telo ampahefatry ny tany ary mampisaraka ireo tanibe;…tohiny
Osy: a.: Biby fiompy, fianakaviam-ben'ny biby mandinika milantsi-tandroka ary somorina, nahatongany fitenenana…tohiny
Ota: a.: Hadisoana, heloka na-tao (indrindra tamin'Andriamanitra). ? Fandikana didy na fitsipika na zavatra…tohiny
Otaina: (ota) mt. ih. (otay, o-tao): Enti-milaza ireo fombafomba ara-pivavahana dikaina: Tsy azo otaina ny fady…tohiny
Otazana: na Otoazana na Toazana (oty) mt. ih. (otazo, otoazy, toazy): Tapahina hiala amin'ny taho: Otazy ireo…tohiny
Otina: na Otinotina a.: Fanozongozonana, fanetsiketsehana: "Hay,.. sorotan-kazo tsy mahaleo otina, ka vao donindambo…tohiny
Otra: a.: Fisafoana sady famoretana amin'ny tanana ny faritra iray amin'ny tena mba hampahalefadefaka ny hozatra…tohiny
Otrehana: (otrika) mt, ih. (otreho): ilazana ny fatana itahirizana ny afo ao anaty lavenona. * F. -p.: Otripo:…tohiny
Otrika: a.: Fitahirizana vain' afo ao anaty lavenona; fametrahana ny voankazo amin' ny toerana mafana mba hanamasaka…tohiny
Otrikaina: a.: Ireo karazan-javatra hita ao anatin'ny zavamaniry na zavatra hafa ka misy ireo fototra mahavelona;…tohiny
Otrikaretina: a : Jer. Mil¢aoby. Otrona a.: Famihinana eo antratra; fiarahana mba hiaro na hanome voninahitra. - t.i.f.:…tohiny