Litera O
Oranoranina: (oranorana) mt ih. (oranoràny): Abosibosika.
tohiny
Orenana: (orina) mt. ih. na pdr. (oreno): Tsatohana: Ter? amoron'ny renirano no norenana ny lay. 1 Ananganana:…tohiny
Organa: na Organina (fr. organe) a.: Fitambaran-tsela mitovy izay miforona ho taova ao anatin'ny tenan'ny olombelona…tohiny
Orika: o.: Fiakarana na fandehanana an-dakana manohitra ny fidinan'ny rano; fandehanana mitsena ny rano. i…tohiny
Orimbato: a.: Vato naorina ho toy ny fanamarinana ny fahavitan-javatra iray inhibe toy ny fifanekena, fifampivarotana...;…tohiny
Orina: a.: Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana…tohiny
Orina: (otra) mt. ih. (ory): Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina…tohiny
Oritra: a.: Fiforetana, fipitsohana. - t.i.f.: Aoritsa, voaoritra, tafaoritra I mioritra, fioritra, ioretana,…tohiny
Oro: a.: Fandoroana; doro: Nahatsiravina ny oro tanety nataon'ireo ratsy saina. - F.-p.: Orom-bary: fotsimbary…tohiny
Oroanana: a.: Habe, halavana (ka fiteny amin'ny tendrombohitra, saha, tanàna... na eritreritra, fisainana): Lava…tohiny
Orobona: ft.: Fidokadokan-javamaniry matevina ary milobona. - t.i.f.: Manorobona, fanorobona, mpanorobona.
tohiny
Orohana: (oroka) mt. ih. (orohy), Ametrahana ny molotra, sy ny orona ho mari-pltiavana na fanajana: Norohany…tohiny
Oroka: a.: Fampitehefana ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na ny tanana ho mari-pitiavana na fanajana.…tohiny
Orona: a.: Faritra mivohitra eo afovoan'ny tarehy, izay organa amin'ny fanamboloana sy fakana fofon'aina ary…tohiny
Orosana: na Orotana (orotra) mt. ih. (orosy, oroty): Entimilaza ravin-javamaniry ongotana amin'ny tanana, ririsana:…tohiny