Litera O
Onkina: a: Kainkona, fivonkonan'ny tanana sy ny tongotra ngoly noho ny hatsiaka. - t.i.f.: Onkenana, tafaonkina,…tohiny
Onona: a.: Fitony, fandry, fila-mina. - t.i.f.: Ononina, aonona, voaonona, tafaonona 1 manonona, fanonona,…tohiny
Ononina: (onona) mt. ih. (onôny): Tonena, lefahana: Ondny ny hatezerana ka aza avela ho tratran'ny andro maraina.…tohiny
Onony: a.: Fetra, antonony: Mahalala onony. - F,-p.: Fahalalana onony: fahaizana mametra ny faniriana hihinana…tohiny
Onorana: Onotana (onotra) mt. ih. (onory, onoty): Entimilaza ny vorona na ny olona ongotam-bolo.
tohiny
Onotra: a.: Fihintsanana na fiongotan'ny volo na volomborona. - t.i.f.: Onorana, onotana, voaonotra I manonotra,…tohiny
Ontailanina: p.t.: Vahilanina, mibilaka fa tsy mahitsy; man dringa ila (rafitra). - t.i.f.: Miontailanina.
tohiny
Ontana: a.: Fahatairam-po raha misy zavatra manaitra tampoka; fihendratana na fibitahana avy amin'ny toe-javatra…tohiny
Ontany: ft.: Fitadiavana valiny na fanazavana momba an' izay tiana ho fantatra, teny filana setriny sy valiny.…tohiny
Ora: (lat. hora) a.: Ampahefatra amby roapolon'ny andro sy aima iray, izay nalaina ho venty fototra amin'ny…tohiny
Orana: a.: Rano mirotsaka avy eny amin'ny habakabaka vokatry ny fivongovongoan'ny rahona ho rano: Mamelombelona…tohiny
Orana: a.: Fanadiovana na famotsiana ny firava-bolamena na volafotsy. - t.i.f.: Aorana, voaorana / manorana,…tohiny