Litera O
Omba: a.: Fiarahan-dalana, fanjohiana na fanenjehana avy ao aoriana, fanarahana hevitra. 1 t. if.: Ombana,…tohiny
Omba: a,: Fandrakofana; fiarovana amin'ny hatsiaka na rivotra; fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa…tohiny
Ombalahy: a.: Lahin'omby; iantsoana koa ny olo-mahery sy malaza. - F.-p.: Ombalahim-baviantitra: h.o. zavatra…tohiny
Omban'ny: pph.: Miaraka amy, mbamin'ny: Ariary zato ny haraman'ny mpanetsa omban'ny sakafo antoandro.
tohiny
Ombana: (omba) mt. ih. (ombay, na ombao): Rakofana, sakobonina, amin'ny lamba na ny elatra; arovana: Ombany…tohiny
Ombika: a.: Sombina, potipotijavatra: Ombi-kena: potipoti-kena .azo rehefa mandidy sombintsombiny amin'ny omby…tohiny
Ombona: a.: Fiarahana amin' izay atao; fiaraha-mikambana. i tif: Aombona, tafaombona / miombona, fiombona, mpiombona…tohiny
Ombotra: a.: Fanalana na fanesorana avy hatrany, ongotra. • p. t.: Tsy faly ka lasa nirintona: Nisy teny nahatohina…tohiny
Omby: 1 p.t.: Antonona, sahaza (ka samy azo ilazana azy na ny toerana ampidiran-javatra na ny zavatra ampidirina…tohiny
Omby: a.: Biby lelribe ompiana, karazan'ny biby mampinono ary mandinika, misy tandrony roa ary trafony iray…tohiny
Omby: a.: Trano ataon'ny bibindandy. - t.i.f.: Miomby, fiomby, mpiomby / iombiazana, fiombiazana / mahaomby.…tohiny
Ome: ft,: Fanomezana, fahafoizan-javatra, fanolorana. - t.i.f.: Omena, fomena / ma-nome, fanome, mpanome…tohiny