Litera O

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Onga: (Tsm) a.: Fotsimbary voatoto lasa vovoka fanao koba. tohiny
Onga: (Ski) a.: Tatamo. tohiny
Ongahana: (ongaka) mt. ih. (ongahy): Ingaina, faohina, paohina: Nongahan'ny rivotra ny tafon'ny trano teto antanàna.…tohiny
Ongaina: p. t.: Ory, malahelo./ Taraina. 1 Mitebitebin-tahotra na fanahiana. tohiny
Ongaka: a.: Fitondrana betsaka, fividianana maro na betsaka; fiasana ny tany amin' ny angady, na ny bainga avadika.…tohiny
Ongana: a.: Fianjerana ambony ambany; fietrena, fietrena sy filetsena. - t.i.f.: Aongana, voaongana, tafaongana…tohiny
Ongoaka: a.: Jar. Ongaka. Ongongo (Br) a.: Arosy. tohiny
Ongonongona: a.: Tany navosa ho avoavo, dongondongona, zavatra mivohibohitra; fampitandremana. - t.i.f:: Aongonongona,…tohiny
Ongotana: (ongotra) mt, ih, (ongoty): Alanahatramin'ny fakany: Ongoty io zanakazo io raha afakao. tohiny
Ongotra: a.: Fanalana hatramin'ny fakany, fanatsoahana tanteraka, ombotra. - t.i.f.: Ongotana, aongotra, voaongotra…tohiny
Ongy: (Ski) a.: Fihadian-javatra atao, toy ny raha miasa tany. tohiny
Onina: a.: Fipetrahana ao antrano na tanàna iray; fijanonana ela amin'ny toerana iray. - t.i.f.: Tafaonina…tohiny
Onitra: a,: Zavatra entinahaso-]o zavatr'olona nosimbana na verin'ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra:…tohiny
Oniversite: (fr. université) a: Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay no-mena…tohiny
Onja: a.: Fivalombalonan'ny rano tsofm'ny rivotra: Atopatopan'ny onja ny lakana. 1 h.o.: Zava-tsarotra setraina:…tohiny
Onjahana: na Onjahina (onjaka) mt. ih, (onjaho): Velezina, kapohina amfn'ny langilangy. tohiny
Onjaka: a.: Fikapohana amin' ny langilangy araka izay tratran'ny aina; fikapohana ny fotaka na ny tanimanga…tohiny
Onjika: a.: Hasosorana, hatezerana. - t.i.f.: Mionjika. tohiny
Onjina: na Onjinonjina a.: Fidoladolana.I ,t.i.f.: Aonjinonjina, tafaonjinonjina 1 mionjinonjina, fionjinonjina,…tohiny
Onjona: a.: Fanetsiketsehana, fanafngana zavatra. - t.i.f.: Onjonina, voaonjona, tafaonjona / manonjona, fanonjona,…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0478