Litera O
Ofo: a.: Fiovan'ny hoditra na fihintsanan'ny volon'ny vorona; fahalasanan'ny rano ny lokon-damba na fiovan'ny…tohiny
Ofy: a.: Vaofy, fanalana hoditra voankazo, hoditra vodinjavamaniry toy ny mangahazo. - t.i.f.: Voaofy / miofy,fiofy,…tohiny
Ohabolana: (ohatra-volana) a.: Teny atao an'ohatra hilazana hevitra: oh. Vil)), nanitrika ka bongo mason'ny nahiny,…tohiny
Ohaka: a.: Endaka, fanendahana ny miraikitra. - t.i.f,: Miohaka, fiohaka, mpiohaka 1 iohafana, fiohafana /…tohiny
Oharina: (ohatra) mt. ih. (ohary): Ampitahaina: Tsy mety aho fa oharinao amin'ny ondry ny zanako. ? Refesina:…tohiny
Ohatra: a.: Fakan-tahaka: Ireto soratra ireto no omeo hataon'ny mpianatra ohatra rehefa manoratra izy. / Manomeza…tohiny
Ohatra: ny ppk.: Enti-milaza ny fitoviana ara-pampitahana, ara-tsary: Miolikolika ohatra ny bibilaua ity renirano…tohiny
Ohatrinona: p. mt.: Enti-manontany ny vidin-javatra: 0-hatrinona no uidin'iny manga iray kilao iny?
tohiny
Ohona: a.: Mitovy amin'ny Hohona. 0 - I - E a.: Hira na antsoantsom-pifaliana ataon'ny ankizy rehefa manao…tohiny
Oirina: (oitra) mt. ih. (oiro): Aingaina mba hipoitra: Noiriny amin'ny bora uy ilay vato uao afaka.
tohiny
Oitra: a.: Fanaingana zavatra mba hipoitra, ezaka hipoitra, fanaovana izay hitrakana. i t.i.f.: oirina, aoitra,…tohiny
Okitra: a.: Ezaka mafy, fikelezana aina. - t.i.f.: Miokitra, fiokitra, mpiokitra 1 iokfrana, fiokirana / okitrokitra.…tohiny