Litera O

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Otronina: (otrona) mt. ih, (otrony): Fihinina amin'ny sandry roa mifandray tanana: Azonao otronina va io vatan-kazo…tohiny
Oty: a.: Fakana voankazo eny ambony hazo; fanasarahanono zaza. - t.i.f.: Otazana, otoazana, toazana, aoty,…tohiny
Ova: a.: Fanoloana; fampanjanana ho hafa. - t.i.f.: Ovana, aova, voaova 1 manova, fanova, mpanova 1 anovana,…tohiny
Ovaka: (Tsm) a.: Fo na vololon-javamaniry sasantsasany toy ny satrana, kindro, ro-fia.,., izay azo hanina atao…tohiny
Ovaka: a.: Hoditra manify miendaka; tsongo mafy mahatonga ny hoditra hiendaka. - t.i.f.:Ovahana, aovaka, voaovaka…tohiny
Ovana: (ova) mt. ih. (ovay, na ooao): Soloana hafa: Tokony hovanao io sary io fa tsy mendrika ny efitra madio.…tohiny
Oviala: a.: Karazana vomanga maniry nay an'ala. tohiny
Oviana: p. mt..: Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naira…tohiny
Ovohana: (ouoka) mt. ih. (ovohy): Alana, tsoahana, esorina. ? h. o.: Levilevena, tsinina mafy. 0voka a.: Fanalana…tohiny
Ovotra: a.: Ilay fotsifotsy afovoany indrindra ao anatin' ny hazo, tsoakan-dravinala sy. - da. tohiny
Ovotra: (Btm) a.: Atin'ny ravinala, izay fotsy ary fihinana. tohiny
Oza: a.: Fanasana (ny tarehy, ny tanana, ny tongotra). ~ Ny loto manaraka ny rano avy nanasana zavajavatra,…tohiny
Ozan-dovia: - t.i.f.: Ozana, aoza, voaoza, tafaoza 1 manoza, fanoza, mpanoza 1 anozana, fanozana 1 mioza, fioza,…tohiny
Ozana: (oza) mt. ih. (ozay na ozao): Sasana. tohiny
Ozana: a.: Mitovy amin'ny Hozana. tohiny
Ozatra: a.: Jer. Hozatra. tohiny
Ozoina: Fihasimban'ny Zoina. tohiny
Ozona: p.: Teny firariana ratsy ny hafa; fianianana iantsoana loza; ompa. - t.i.f.: Ozonina, aozona, voaozona,tafaozonalrnanozona,…tohiny
Ozonina: (ozona) rat. ih. (ozony): Rarina ratsy, ompana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0714