Onga | : | (Tsm) a.: Fotsimbary voatoto lasa vovoka fanao koba.
Ahitsio |
Onga | : | (Ski) a.: Tatamo.
Ahitsio |
Ongahana | : | (ongaka) mt. ih. (ongahy): Ingaina, faohina, paohina: Nongahan'ny rivotra ny tafon'ny trano teto antanàna. 1 Entina (ka zavatra betsaka no tenenina): Nongahan'ireo mpikarama ny entana rehetra ka dimy minitra monja dia nadiodio ny trano.
Ahitsio |
Ongaina | : | p. t.: Ory, malahelo./ Taraina. 1 Mitebitebin-tahotra na fanahiana.
Ahitsio |
Ongaka | : | a.: Fitondrana betsaka, fividianana maro na betsaka; fiasana ny tany amin' ny angady, na ny bainga avadika. - t.i.f.: Ongahana, aongaka, voaongaka, tafaongaka.l manongaka, fanongaka, mpanongaka 1 anongahana, fanongahana 1 miongaka, fiongaka 1 iongahana 1 mahaongaka I ongakongaka.
Ahitsio |
Ongana | : | a.: Fianjerana ambony ambany; fietrena, fietrena sy filetsena. - t.i.f.: Aongana, voaongana, tafaongana 1 manongana fanongana, mpanongana l anonganana, fanonganana I miongana, fiongana, mpiongana 1 ionganana, fionganana / mahongana 1 onganongana.
Ahitsio |
Ongoaka | : | a.: Jar. Ongaka. Ongongo (Br) a.: Arosy.
Ahitsio |
Ongonongona | : | a.: Tany navosa ho avoavo, dongondongona, zavatra mivohibohitra; fampitandremana. - t.i.f:: Aongonongona, voaongonongonalmanongonongona, fanongonongona, mpanongohongona / anongonongonana, fanongonongonana I anongona.
Ahitsio |
Ongotana | : | (ongotra) mt, ih, (ongoty): Alanahatramin'ny fakany: Ongoty io zanakazo io raha afakao.
Ahitsio |
Ongotra | : | a.: Fanalana hatramin'ny fakany, fanatsoahana tanteraka, ombotra. - t.i.f.: Ongotana, aongotra, voaongotra 1 manongotra, fanongotra, mpanongotra 1 anongotana, fanongotana 1 miongotra, fiongotra, mpiongotra 1 iongotana, fiongotana 1 ongrotrongotra.
Ahitsio |
Ongy | : | (Ski) a.: Fihadian-javatra atao, toy ny raha miasa tany.
Ahitsio |
Onina | : | a.: Fipetrahana ao antrano na tanàna iray; fijanonana ela amin'ny toerana iray. - t.i.f.: Tafaonina I monina, fonina, mponina 1 onenana, fonenana I mahonina 1 monimonina.
Ahitsio |
Onitra | : | a,: Zavatra entinahaso-]o zavatr'olona nosimbana na verin'ny tena, simba na levona noho ny loza nihatra: Nomen'ny fanjakana dimy arivo izy ho onitry ny tranony nazeran'ny rivo-doza / Sazy mifanentana amin'ny ratsy vita: Mandoa onitra iray aüna ilay tratra nandoro tanety. - t.i.f.: Onerana, aonitra, voaonitra, tàfaonitra / manonitra, fanonitra, mpanonitra 1 anonerana, fanonerana 1 mionitra, fionitra mpionitra 1 ionerana, fionerana 1 mahonitra I onitronitra.
Ahitsio |
Oniversite | : | (fr. université) a: Fianarana ambony manohy ny fianarana ambaratonga faharoa; ny oniversite, izay no-mena koa ny anarana hoe Anjerimanontolo, dia mizara ho sampany maro ianarana manokana avy ny karazampahaizana samihafa: ny fiteny, ny matematika, ny fizika, ny lalàna, ny fitsaboana...
Ahitsio |
Onja | : | a.: Fivalombalonan'ny rano tsofm'ny rivotra: Atopatopan'ny onja ny lakana. 1 h.o.: Zava-tsarotra setraina: Ny onjan'ny fiainana. —( i t.i.f.: Aonja 1 manonja, fanonja, mpanonja 1 anonjana, fanonjana 1 manonjanonja.
Ahitsio |
Onjahana | : | na Onjahina (onjaka) mt. ih, (onjaho): Velezina, kapohina amfn'ny langilangy.
Ahitsio |
Onjaka | : | a.: Fikapohana amin' ny langilangy araka izay tratran'ny aina; fikapohana ny fotaka na ny tanimanga mba hadity tsara. - t.i.f.: Onjahana na onjahina, voaonjaka 1 manonjaka, fanonjaka, mpanonjaka 1 anonjahana, fanonjahana / onjakonjaka.
Ahitsio |
Onjika | : | a.: Hasosorana, hatezerana. - t.i.f.: Mionjika.
Ahitsio |
Onjina | : | na Onjinonjina a.: Fidoladolana.I ,t.i.f.: Aonjinonjina, tafaonjinonjina 1 mionjinonjina, fionjinonjina, mpionjinonjina / ionjinonjenana, fionjinonjenana 1 mahonjina, mahonjinonjina.
Ahitsio |
Onjona | : | a.: Fanetsiketsehana, fanafngana zavatra. - t.i.f.: Onjonina, voaonjona, tafaonjona / manonjona, fanonjona, mpanonjona 1 anonjonana, fanonjonana 1 mionjona, fionjona, mpionjona I ionjonana, fionjonana 1 mahonjona / onjononjona.
Ahitsio |