Litera N
Nongo: p.t.: Teny enti-milaza rehefa mety ho molo-javatra mivohitra ka mivoaka any ivelany. 1 Vilany tanimanga…tohiny
Nongonongona: a.: Tany na zavatra navosa; tany na baingan-tany atao avoavo toa dongona kely hambolem-boangahazo. tohiny
Nongotapaka: a.: Vilany be va-va ivaiva.
tohiny
Nono: a.: Organa hita eo amin'ny tratran'ny olombelona sy ny biby miteraka, izay iavian'ny ronono amelomany…tohiny
Nonoka: a.: Karazan-kazo iray tarika amin'ny aviavy, izay ampangotrahina ny raviny hanaovana ody fanehitra na…tohiny
Nonsiatira: (fr. nonciature) a: Fonenan'ny masoivohon'ny Papa eo amin'ny firenena iray. (Fiv. kat.).
tohiny
Nonsy: (fr. nonce) a: Masoivohon'ny Papa Ray Masina eo amin'ny Firenena iray (matetika dia ampiana hoe apostolika…tohiny
Nony: ppt. feh.: Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny,…tohiny
Norafetany: tampoka ny zandriko ka fanina.
tohiny
Norvezianina: (fr. norvĂ©gien) a.: Ny firenena monina any amin'ny tanin'i Norvezy. ~ p.t.: Momba an'i Norvezy, an'i…tohiny
Nosy: a.: Tany voahodidin'ny rano, anivon'ny riaka: I Madagasikara no nosy fahatelo amin'ny habeny eran'izao…tohiny
Novambra: (fr. novembre) a.: Anaran'ny volana fahiraika ambin'ny folo amin'ny taona, misy andro 30. Azo soratana…tohiny
Novisia: (fr. noviciat) a.: Fanomanana ho relijiozy ao amin' ny Fikambanana iray, amin' ny alalan'ny asa, fianarana.,.…tohiny
Ntsaka: ft.: Fakana rano any am-pantsakana. I t. t. f.: Antsakaina, voantsaka, tafantsaka I mantsaka, fantsaka,…tohiny