Litera N
Nitika: na Nitinitika p.t.: Maimay hanao zavatra na handeha; dodona sy jefijefy, - t.i.f.: Nltinitihina I minitinitika…tohiny
Nitinitihina: (nitinitika) mt. th.: Enti-milaza izay zavatra atao amim-pahamaimaizana sy eboebo.
tohiny
Nitinity: a: Fahatanjahana sy fahamailahana hita amin'ny famindra, fisitisitiana; hambo. i t, i f.: Nitinitina…tohiny
Njainjay: p.t.: Manana toetra hafahafa tsy mitovy amin' ny olon-drehetra: Rakoto moa hitanao ihany; njainjay izay…tohiny
Njay: t.p.: Fanafohezana ny Injay na Inay, ka mets,: 1) hoenti-milaza fahatongavana na fandrenesana zavatra…tohiny
Njola: p.t.: Enti-milaza ny olona mijery amin'ny indra-maso, izany hoe tsy any amin' ilay zavatra jereny no…tohiny
Njolaina: (njola) mt. ih. (njolao): Jerena vilana, sompirana: Nonjolainy aho kanefa tsy inona ratsy nataoko azy.…tohiny
No: Teny kely: 1) Enti-mampitohy ny teny lazaina amin' ny teny enti-milaza ka mana-valut azy amin'ny hafa:…tohiny
Noana: p.t.: Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te lilhinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana…tohiny
Noanina: (noana) mt ih. (noany): Atao izay hahatonga noana: Misy marary izay noanina mba hazoto homana.
tohiny
Noanoa: p. mt.: (Tay fampiasa raha tsy miaraka amin'ny teny hoe: tsy bita). Tsy hita noanoa: be dia be, lavitra…tohiny
Noely: (fr. noël) a.: Fety kristianina fahatsiarovana ny nahaterahan'i Kristy izay ankalazaina amin'ny 25 Desambra.…tohiny
Nofo: a.: Tenan-javatra misy tsiratsiraka izay mandrakotra ny taolana amin'ny tenan'ny olomtielona sy ny biby:…tohiny
Nofy: a.: Fahitana mandritra ny torimaso: Nahita an'i Da-da tamin'ny nofy aho. • A-sa toa atao eo am-patoriana:…tohiny