Litera N
Neny: a.: Teny fiantsoana ny reny niteraka, na miteny azy: Nankany an-tsena i neny, na miteny aminy: Andeha…tohiny
Ngadona: a.: Feon'ny fanoto midoboka ao anaty laona, na ny tongotra mipaika amin' ny tany rehefa mandeha mafy.…tohiny
Ngadona: Ngadona dia fiovaovan' ny feo hoentina miantsa tononkalo iray araky ny fihetseham-po ny mpanoratra tohiny
Ngadonina: (ngadona) mt. ih. (ngadony): Totoina: Nongadoniny mafy ny uary ka torotoro. ? Pehina, velezina amin'ny…tohiny
Ngaha: p. mt.: Entina manontany miharo fisalasalana kely: Ngaha hadinonao ny hafatro taminao? ¶ M. h. : Angaha.…tohiny
Ngaly: p. t.: Mainty mangirangirana; maizina tanteraka. Ngalingaly: mainty manganohano, maizimaizina.
tohiny
Ngamba: p. mt.: Entina milaza fisalasalana amin'ny valinteny; tsy manaiky na mandà fa miroaroa saina. ¶ M.h.:…tohiny
Nganja: p. mt.: Fihasimban'ny hoe' Angamba ihany, ary mbola misy endriny hafa: nginamba, nginanja, nginao. tohiny
Ngara: p.t.: Volondavenona manopy manga, mara mainty (tsy fiteny afa-tsy amin' ny maso ihany): Ngara maso.…tohiny
Ngarangidina: p. nit: Enti-milaza fotoana iray maharitra manontolo: Herinandro nga- rangidina izy tsy nanendry hanina.…tohiny
Ngazana: p. t.: Enti-milaza tany maina karakaina ka tsy anirian-javamaniry. 1 h. i.: Tany — tanety na toerana…tohiny
Ngedona: p.t.: Maloto, mainty (akanjo). - t.i.f.: Ngedonina / manangedona, fanangedona, mpanangedona / anangedonana,…tohiny
Ngelingely: p.t.: Mitovy amin' ny Angelingely.
tohiny
Ngenongenona: a.: Menomen,ona, teny an'orona, ngonongonona noho ny tsy fahafaliana, tsy fahafaham-po. - t.i.f.: Ngenongenonina,…tohiny
Ngenongenonina: (ngenongenona) mt. ih. (ngenongenbny): llazana ny olona izay imenomenonana na izay teny fluai-na an'orona…tohiny