Litera N
Ndramborake: (Ski) a.: Anaran-kazandrano. ¶ M.h.: Lemba.
tohiny
Ndre: sy Ndry t.p.: Enti-milaza figagana na fijaliana amam-pahoriana, arakaraka ny angolam-peo ilazana azy:…tohiny
Ndriamihôzono: na Ramihozono (Tsm) a.: Fomba epti-mibaiko ny olona matory mba hanao izay tiana hampanaovina azy.
tohiny
Ndriandita: (Ski) a.: Anarankazandrano izay heverin'ny Sakalava ho mahatonga loza ho an'izay mahita azy.
tohiny
Ndrofilahy: a.: Fiteny fankaherezana, azo adika hoe: "aza matahotra, mahereza fo", fanaon'ny ankizy rehefa mampiady…tohiny
Ndry: sy Ndriako: Mpisolo anarana misolo olona ifampiantsoan'ny samy vehivavy ny namany, mitovy hevitra amin'ny…tohiny
Nefa: p, mt.: Enti-milaza hevitra mifanohitra amin'ilay voalaza eo aloha: Marary izy nefa tonga ihany. (Tsara…tohiny
Nehaneha: a.: Fihetsika sy fiteny feno rehareha (jer. Naikanaika). * t.i.f.: tafanehaneha / minehaneha, finehaneha,…tohiny
Nemonemona: a.: Fihaminkaminan'ny olona somary mievotrevotra kely raha mitaingin-tsoavaly na entina ampilanjana.…tohiny
Nendo: na Nendonendo a.: Toetran'ny zavatra mangirangirana, mandina, mihilontrilona. * t.i.f. : Anendonendo,…tohiny
Nendonendoina: (nendonendo) mt. ih. (nendonendoy): A-tao tonga mangirangirana.
tohiny
Nendra: a.: Aretin-koditra sady mamohehatra no mahafaty haingana: mafana, mangotrakotraka izay voany, dia mipoitra…tohiny
Nenifara: a.: Teny fiantsoana ny zandriny indrindra amin' ny rahavavin'ny reny niteraka na ny anabavin'ny ray…tohiny
Nenina: a.: Alahelo noho ny ratsy natao, na ny tsara tsy natao, ka nahatonga fahavoazana ho an'ny tena: Neniko…tohiny
Nenitoa: a.: Teny fiantsoana ny zokiny indrindra amin'ny rahavavin'ny reny niteraka na ny anabavin'ny ray nateraka.…tohiny
Neno: ft.: Tsy fampiasa irery fa enti-milaza feo re amin'ny fitsofana na fitendrena zavamaneno, hirahiran'ny…tohiny
Nenona: na Nenonenona a.: Fi- N( menomenonana, fimonomononana, fitenenana arahingonongonona. * t.i.f.: Nenonenona…tohiny
Nentsonentsona: a.: Jer. Nantsonantsona.
tohiny