Litera N

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
N: Tarehintsoratra fahatelo ambin'ny folo ary renisoratra fahafolo amin'ny abidy malagasy. tohiny
N'Lapa: a,: Amponga tsangana fampiasan'ny faritany andrefana amin'ny lanonam-be: hoditra tokana ihany no eo…tohiny
N'Lapabe: a.: Toy ny n'lapa ihany fa ngeza sady mavesatra, misy tongony vita sokitra ary tsy dia afindra toerana…tohiny
N.: na N-: Teny mpampiankina enti-milaza tompon-javatra na mpanao ny asan'ny matoantenin'ny iharana, atovana…tohiny
Na: Teny mpampitohy. • Enti-milaza zavatra roa azo ifidianana: Fidio izay tianao na ny vola na ny voninahitra.…tohiny
Na: ppk.: Heverina ho niavian' ny n' na n- ihany, izay ilazana tompon-javatra, saingy tsy fampiasa intsony…tohiny
Na: Kianteny atao eo alohan' ny anarana iray, izay entimanazava anarana hafa voalaza eo aloha: Dia indro…tohiny
Na... aza: Na dia... aza ppt. feh.: Izay mampiditra fehezan-kevitra enti-milaza na fiaikena fa tsy araka ny tokony…tohiny
Na... na...: : Teny miverin-droa enti-manao mpamaritra anarana mpisolo anarana, na mpamaritra matoanteny malala-kevitra:…tohiny
Nahandoza: mt.: Loza ho ahy: Nahandoza raha nanao izany aho. tohiny
Nahandro: a.: Teny ilazana ny hanina rehetra natao teo ambony afo — na nandrahoina — mba ho masaka: Dia naroson'ny…tohiny
Nahim-po: Sitraka, sitrapo: Samy manana ny nahim-pony ny olombelona. • An-tsitrapo: Nomelohin'ny fitsarana izy…tohiny
Nahoana: p. rat.: Enti-manontany 1) Ny antony mahatonga zavatra iray: Nahoana no tsy mety maty ny fanahy? 2)…tohiny
Nahoda: (Ski) a.: Rangahy. tohiny
Nahona: na Nahonahona p. t.: Tsy kinga, tsy mailaka rehefa manao zavatra; sady votsa no tsy mahay tsara. - t.i.f.:…tohiny
Nahy: p. t. na mt. ih.: Atao antsitrapo, atao fanahy iniana: Hadisoana tsy nahy./Aza fady raha uoahitsako…tohiny
Naikanaika: a.: Fanaovana andranandrana tsy tokony ha-tao; fanaovan-javatra aminkasahiana be loatra, fanaovana mosalahy;…tohiny
Naikanaikaina: (naikanaika) mt. ih. (naikanaikao):Atao aminkasahian-doatra. tohiny
Nainaina: ft.: Feo mitaraindraina na mitolokoloko toy ny ataon'ny alika voakapoka. • Feo mireondreona be. * t.i.f.:…tohiny
Naitrara: (angl. nitre) a.: Tenanjavatra ao anatin'ny asidra iray, fampiasa hanaovana zezika tsara fa manome azoty…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0484