Litera N

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Nakanaka: a.: Jer. Naikanaika. tohiny
Nala: a.: Karazana vahy misy poizina. tohiny
Nalo: (Ski) p.t.: Enti-milaza ny lehilahy tsy misy volombava na somotra na vaoka. tohiny
Nama: (Btl) a.: Sakaiza, namana. tohiny
Namana: a.: Olona miara-dava amin'ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitoviantoetra: Namana tsy mahafoy…tohiny
Namba: p. mt.: Mitovy amin'ny Kinamba. tohiny
Namonamona: a.: Teny entimilaza ny vava mitsakotsako sady miteny na mihirahira. - t.i.f.: Namonamonina, tafanamonamona…tohiny
Namonamonina: (namonamona) mt. ih. (namonamony): Tsakoina eo am-pitenenana na eo am-pihirana. tohiny
Nana: a.: Tsiranorano vonivony mivoaka avy amin'ny fery efa simba elaela ka mandoaka. - F.-p.: Mamoro-nana:…tohiny
Nanahary: a.: Teny mitovy amin'ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra…tohiny
nanambatra: Jereo [tambatra]tohiny
Nananana: a.: Antsoantso mafy, dradradradra. - t.i.f. : nanananaina, anananana, tafanananana 1 minananana, finananana,…tohiny
Nanananaina: (nananana) mt. ih. (nanananao): Antsoina mafy mikiakiaka. tohiny
Nananjo: a.: Karazan-kazo madinika (uernonia). tohiny
nandrandraina: Nantenaina, jereo [miandrandra]tohiny
Nanga: (Ski) a.: Vatofantsika. tohiny
Nangy: na Mangy a.: Fivontosana — izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy — eo amin'ny faritra ambanin'…tohiny
Nantsana: na Nantsanantsana a.: Feo mikarantsan-javamaneno, toy ny lakolosy, ny kipantsona; feo mimenomenona somary…tohiny
Nantsanantsanina: (nantsanantsana) mt. ih. (nantsanantsano): Ampanenoina. tohiny
Nantsonantsona: a.: Habasiambavan'olona miteny haingana momba itsy fakofakonjavatra rehetra itsy. - t.i.f.: Nantsonantsonina…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0095