Litera N
Namana: a.: Olona miara-dava amin'ny tena noho ny fifankahazoan-tsaina sy fitoviantoetra: Namana tsy mahafoy…tohiny
Namonamona: a.: Teny entimilaza ny vava mitsakotsako sady miteny na mihirahira. - t.i.f.: Namonamonina, tafanamonamona…tohiny
Namonamonina: (namonamona) mt. ih. (namonamony): Tsakoina eo am-pitenenana na eo am-pihirana.
tohiny
Nana: a.: Tsiranorano vonivony mivoaka avy amin'ny fery efa simba elaela ka mandoaka. - F.-p.: Mamoro-nana:…tohiny
Nanahary: a.: Teny mitovy amin'ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra…tohiny
nanambatra: Jereo [tambatra]tohiny
Nananana: a.: Antsoantso mafy, dradradradra. - t.i.f. : nanananaina, anananana, tafanananana 1 minananana, finananana,…tohiny
Nanananaina: (nananana) mt. ih. (nanananao): Antsoina mafy mikiakiaka.
tohiny
nandrandraina: Nantenaina, jereo [miandrandra]tohiny
Nangy: na Mangy a.: Fivontosana — izay tsy aretina akory fa efa toe-tena mihitsy — eo amin'ny faritra ambanin'…tohiny
Nantsana: na Nantsanantsana a.: Feo mikarantsan-javamaneno, toy ny lakolosy, ny kipantsona; feo mimenomenona somary…tohiny
Nantsanantsanina: (nantsanantsana) mt. ih. (nantsanantsano): Ampanenoina.
tohiny
Nantsonantsona: a.: Habasiambavan'olona miteny haingana momba itsy fakofakonjavatra rehetra itsy. - t.i.f.: Nantsonantsonina…tohiny