Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mangaro: (haro) mt. P. (mangaroa): Mamadibadika zavatra mba hifangaro tsara ny ao anatiny: Tsy mahay mangaro…tohiny
Mangaroka: na Miharoka (haroka) mt. p. (mangarofa, miharofa): Mihady, mangarona, maka ao anaty zavatra: Misy mangaroka…tohiny
Mangarona: (harona) mt. p. (mangarbna): Misava izay ao anatin'ny zavatra iray: Tratrako nangarona ny paosiko io…tohiny
Mangasihasy: (hasihasy) p. t.: Mahatsiaro ho voa sy menamenatra noho ny tsy nahazoana izay nantenaina: Tsy nahazo…tohiny
Mangasohaso: (hasohaso) p.t.: Fotsy izaitsizy, tsisy loto na pentina: Lamba fotsy mangasohaso. tohiny
Mangataka: (hataka) mt. p. (mangataha): Miangavy ha-nome: Nangataka vola tamiko izy nefa tsy nomeko fa asa no nomeko…tohiny
Mangatrakatraka: (hatrakatraka) Mena midorehitra, mena mivaivay: Mena mangatrakatraka ny elon'ny mpanjaka fahiny. tohiny
Mangatsakatsaka: (hatsakatsaka) p. t.: Fotsy dia fotsy, fotsy aoka izany; fotsy madio mangalahala Mangatsakatsaka tahaka…tohiny
Mangatsiaka: (hatsiaka) p.t.: Mamanala, manaikitra, mamirifiry: Mangatsiaka ny andro rehefa ririnina ? Tsy mafana,…tohiny
Mangatsohatso: (hatso, hatsohatso) P. t: Fotsy madio tsy misy pentina. tohiny
Mangavoka: (havoka) p. t,: Vasoka, tsy mihiratra na mandina fa matroka: Mangavoka izany ranjon'ise izany, ry Naivo,…tohiny
Mangazafy: p.t.: Tsy fiteny afa-tsy amin'ny ro, ka ny "ro mangazafy" dia ro misy menaka misomidika. tohiny
Mangazay: na Magazay (fr. magasin) a: Tranom-barotra lehibe izay ahitana entam-barotra maro mirantiranty. tohiny
Mangebaka: (gebaka) p.t.: Noana, reraka, foana ny ao anaty: Mangebaka izany ny kibo ka aoka aloha hisakafo. tohiny
Mangeboka: (geboka) mt. P. (mangeboha): Mitana ho antena, mihinana: Tsy mba matoky azy intsony aho fa efa nangeboka…tohiny
Mangehy: (gehy) mt. p. (mangeheza): Mifehy mafy, manery, mitazona, mangeboka. ¶ M.h.: Mangaika, mangia, mangeja,…tohiny
Mangeja: (geja) mt p. (mange-fa): Mamatotra mafy, mangia, mamihina, manery. tohiny
Mangenahena: (henahena) p.t.: Menatra izaitsizy ka tsy mahita izay hatao, sanganehana. • h, L: Enti-milaza fery mbola…tohiny
Mangeniheny: mangeningenina (heniheny) p.t.: Tonga heniheny; safotry ny rano. tohiny
Mangentana: (hentana) p.t.: Mitriatra, mitsefatsefaka (fiteny amin'ny tany, siny...). • h. o.: Gaina, diso fanante-nana.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0176