Litera M
Manevateva: na Mitevateva (tevateva) mt, p. (maneuateuà, maneuateuazà na miteuateuà, miteuatevazà): Manao ho tsinontsinona,…tohiny
Manevika: (tevika) mt. p. (maneveha): Mandoaka (ny ravintsofina hasiana kavina): Iza no nanevika ny rahavavinao?…tohiny
Manevingevina: (hevingevina) mt, p. (manevingevena): Mampirona miankavia miankavanana, mampidoladola, manakivilivily.…tohiny
Manevoka: (evoka) mt. p. sady p.t. (manevoha): Mampanao evoka: Nanevoka ny zanany voan'ny bonibony Rasoa 1 p.…tohiny
Manevokevoka: (evoka) p.t.: Enti-milaza ny andro mafana aoka izany, misy rivotra toti manempotsempotra,
tohiny
Manezaka: (ezaka) mt, p. (manezaha): Manenjana, maninjitra. 1 Manao am-paharisihana, am-pikelezana aina: Nanezaka…tohiny
Manga: p. t.: Sora-javatra na volon-doko fitambaran'ny maitso sy ny vony; volon-dokon'ny lanitra tsy misy rahona:…tohiny
Manga: a.: Karazan-kazo mamoa midoroboka misy voany maitso manopy vony rehefa masaka, izay mamy be mpankafy.…tohiny
Mangabakabaka: (habaka) p.t.: Loaka lehibe, mangoana ngeza.
tohiny
Mangadihady: (hadihady) p.t.: Enti-milaza toerana foana tsy misy na inona na inona fa 'osa daholo izay zavatra tao,…tohiny
Mangady: (hady) mt.p. (mangadia): Mandoaka, mitrandraka amin'ny angady, nefa tsy fiteny firy intsony izy io,…tohiny
Mangafoka: p.t.: Maimaina kely rano. 1 Tsy mifatratra tsara fa mibohabohaka. 1 Makafoka. 1 Mararirary toa maimaina…tohiny
Mangafokafoka: (hafoka) p.t.: Marisarisa, hafahafa.
tohiny