Litera M
Manesy: (sesy) mt. p. (manese): Manao zavatra tsy miato: Nanesy nitsidika anay nandritra ny havaloana i Soa…tohiny
Manetoka: (ketoka) mt. p. (manetbha): Mandrotika: Nanetoka ny tenako ilay alika. 1 mt, s.: Mandevilevy mafy sa-.kdy…tohiny
Manetona: (etona) mt. P. (manetona): Manetroka: Aza manetona olona, 1 Mandrara-pofona: Batao ny vary fa efa manetona.…tohiny
Manetra: (setra) mt p. (manetrĂ ): Manohitra, mitsena, manohana: Sahy manetra ny hatezerako lahy it? zaza itti!…tohiny
Manetriketrika: (hetrika) p.t.: Malaza dia malaza, be renty, makotrokotroka (lanonana, fety...): Nanetriketrika ny lanonana…tohiny
Manetrinketrina: p. t.: Betsaka dia betsaka; mihahohah?: Manetrinketrina ny olona tango nijery lanonana teo amin'ny lapan'ny…tohiny
Manetroka: (setroka) mt. s. sady mt. p.: Ratsy firehitraka mitera-tsetroka betsaka: Manetroka izaitsizy ny kitay…tohiny
Manetry: (etry) mt. p. (manetre): Mahatonga hidina, mandetsy: Manetry ny tany ny ranonorana. - F.-p.: Manetry…tohiny
Manetsa: (ketsa) mt. p. (monetsĂ ): Mamindra eo amin'ny tanimbary ny vary nafafy teo amin'ny taninketsa: Vehivauy''rnahay…tohiny
Manetsaka: (hetsaka) mt. p. (manetsaha): Mamonto. 1 h. o.: Manatanteraka, manatontosa: Nanetsaka ny faniriantsika…tohiny
Manetsaketsa: (ketsa) mt. p.: Mikapoka mafy, mandarodaroka: Nanetsaketsa ny zanany tamin'ny tehina izy,
tohiny
Manetsaketsaka: (hetsaka) mt, p. (manetsaketsaha): Manrely mafy tsy an-kisesY, mamango, mandaroka, manetsaka...: Nanetsaketsaka…tohiny
Manetsetra: (tsetsetra) p.t.: Mahatsiaro fifandrirodrirotan' ny hozatra amin'ny tena, mahatsiaro torovandrovana…tohiny
Manetsika: (hetsika) mt. p. (manetseha): Manova toerana: Aza manetsiketsi-tongotra 1 Mampanonja; mampihevingevina,…tohiny
Manety: (ety) mt. P. (manete): Mahatonga ho ety: Manety toerana ireto entana ireto fa avoahy. 1 Manahirana,…tohiny
Manevaheva: (hevaheva) mt. p, (maneuahevĂ ): Manantona; manakirazorazo.
tohiny