Litera M
Manendrasendra: (sendrasendra) mt. p.: Maminavina ara-keviny. ? Mametraka akoholahy eo anoloan'akoholahy iray hafa mba…tohiny
Manendrihendry: (hendrihendry) mt. p.: Mitily, mitady haka zavatra raha vao tsy misy mahita. • Mitovy tarehy amin'ny...:…tohiny
Manendrika: (endrika) p. t.: Mety tsara amy...: Manendrika azy iny akanjo iny. • Mifanaraka: Manendrika ny fahaizany…tohiny
Manendrikendrika: (endrikendrika) mt p. (manendrikendreha): Milaza ho nataon'ny hafa ny ratsy tsy nataony, manoso-potaka,…tohiny
Manendro: (tendro) mt. p. (manendroa): Mandray zavatra amin'ny tendrony. 1 Mananika eny an-tendrony (havoana).…tohiny
Manendrombohitra: (tendrombohitra) mt s.: Mitsangantsangana eny an-tendrombohitra hanao firavoravoana, fa indrindra mba…tohiny
Manendry: (tendry) mt. p. (manendre): Mihinana hanina kely: Rehefa mifady hanina ny Katolika, dia ny antoandro…tohiny
Manendy: (endy) mt. p. (manendasa): Mahandro zavatra amin'ny menaka fa tsy amin'ny rano: Manendy akoho ao anaty…tohiny
Manenika: (henika) mt s.: Manerana: Manenika an'izao tontolo izao Andriamanitra. • Mameno: Manenika ny foko ny…tohiny
Manenina: (nenina) mt. p. (manenena): Voan'ny nenina na ny alahelo tamin'ny na-tao izay hita fa tsy tsara.: Nanenina…tohiny
Maneninkenina: (eninkenina) mt p. (maneninkenena): Mandamina, manamboatra, mampirina.
tohiny
Manenjana: (henjana) mt. p. (manenjàna): Manao izay tsy hampilefitra, maninjitra: Manenjana kofehy. ? Manohitra:…tohiny
Manenjika: (enjika) mt p. (manenjeha): Manaraka: Sasatra aho ka nanenjika an-dry zalahy moramora avy aoriana. •…tohiny
Maneno: (neno) mt. s. (manenoa): Mamoaka feo mikarantsana (fiteny indrindra amin' ny zavamaneno tendrena na…tohiny
Manenona: (tenona) mt.p. (manenbma): Manao lamba amin' ny fampidipidirana ny kofehy izay mitsangana sy mitsi-…tohiny
Manentana: (entana) mt.p. (manentàna): Manainga, mibata: Iza no hanentana ny vilany? (t h.o.: Manetsiketaika: Tokony…tohiny
Manentina: (tentina) mt p. (manenténa): Mandoko, manosctra: Iza no nanentina loko mena ity lamba it?? • Manentsina…tohiny
Manentitra: (hentitra) mt p. (manentera): Manapaka, mampisaraka: ¶ M.h: Manapaka, mikapa, mijinja, mamira, mamolona,…tohiny