Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mandrobona: na Manorobona (robona) p.t.: Midoroboka fatratra, milobolobo: Haro manorobona no hitako uoalohany teo…tohiny
Mandroborobo: (roborobo) mt. s.: Mampiroborobo, mampiredareda. tohiny
Mandrodaka: (rodaka) mt: p. (mandrodaha): Mandanilany betsaka foana, mitobatoba, mirobaroba. tohiny
Mandrodana: (rodana) rit. p, (mandrodàna): Manjera, mandrava: Iza no nandrodana it? tamboho it?? 1 Mividy izaitratra:…tohiny
Mandrodaroda: (rodaroda) mt. p.: Mandanilany foana: Mandrodaroda ny louany ny zaza maditra. tohiny
Mandrodona: (rodona) mt. P. (mandrodôna): Mandroaka omby aman'ondry miaraka be. ~ Manentana (hira) miaraka. 1 Mandany…tohiny
Mandrodorodo: (rodorodo) mt. p. (mandrodorodoa): Manao zavatra haingana; mandodona, mampanao zavatra haingana. tohiny
Mandrohona: (rohona) mt. s.: Miraondraona, toy ny kotroka any lavitra, na ny onjandranomasina. ? h.t: Mande-ha miara-be.…tohiny
Mandrohy: (rohy) mt. p. (mandrohiza): Mamatotra mafy: Mandrohy lakana. 1 Misambotra (omby) amin'ny fanipazana…tohiny
Mandroka: (roka) mt. s.: Entimilaza ireo hatina na ny atody hao mamorofotra. 1 Mihantitra. tohiny
Mandrokidroky: (droky) mt. p. (mandrokidrokia): Manambitamby mba hahazoana tombontsoa; manao izay hahafaly mba hanambakana:…tohiny
Mandroky: (roky) mt. p. (mandrokia): Mamitaka amin'ny fodiana adala. tohiny
Mandrombaka: (rombaka) mt, p. (mandrombaha): Maka haingana sy an-kery: Tonga izy dia nandrombaka ny hena teny an-tanako.…tohiny
Mandrombina: (rombina) mt. p. (mandrombina): Manabanga na manasilaka kely eo amin'ny sisiny, amin'ny molony: Nisy…tohiny
Mandromborombo: (rombo) mt. p. (mandromboromboa): Mamela romborombo hitarozadrozaka amin'ny lamba. tohiny
Mandrombotra: (rombotra) mt. p. (mandrombota): Misintona ka mandrovitra na mandrombina: 1t? fantsika ity no nandrombotra…tohiny
Mandromotra: (romotra) mt. p. (mandromota): Manaikitra, mandrovitra amin'ny nify, amin'ny tanana. ? h. i.: Mandidy…tohiny
Mandrompotra: (rompotra) mt. p. (mandrompota): Manorotra, mioty eran-tanana. tohiny
Mandrona: (rona) mt. p. (mandrbna): Mampihilana, mampiraika. tohiny
Mandronaka: (ronaka) mt. P. (mandronaha): Mampitia fatratra. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0175