Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Mandrevo: (revo) mt. Milentika ao anaty fotaka: Mandreuo izy ka uonjeo. ? Mora ilentehana azon'ny be fotaka: Mandreuo…tohiny
Mandrevoho: (Ski) a.: Hazofisaka tampin-dakana vaky. tohiny
Mandrezareza: (rezareza) mt. p. (mandrezarezà): Mampijoro. ~ Mitendry valiha malefadefaka, sy miadana. tohiny
Mandrezatra: (rezatra) mt. s. (mandrezata): Mamoaka fofon-kanina avy ao am-bava, izay avy amin'ny sakafo nohanina…tohiny
Mandriaka: (riaka) p. t.: Latsaka be dia be (rano): Nandrim ka ny ranonorana tamin'ny asabotsy hariva. 1 h.o.:…tohiny
Mandriaria: (riaria) mt.p. (mandriariava): Mandroboka ary manetsiketsika kofehy rongony na taretra ao anaty rano.…tohiny
Mandriatra: (riatratriatra) mt. p. (mandriata): Mandrovitra, manataka. tohiny
Mandribariba: (ribariba) p.t.: Enti-milaza ny biby mitohatra efa ho teraka. tohiny
Mandridana: (ridana) mt. p. (mandridàna): Mandefa, mampandositra betsaka indray miaraka; mandringana indray miaraka.…tohiny
Mandrifatra: (rifatra) mt. P. (mandrifàta): Manenjika; mitezitra, mandevilevy. • mt. s.: Lasa mihazakazaka tampoka…tohiny
Mandrihavanana: a.: Anarana niantsoana karazana farantsa vahiny iray taloha izay nahitana sarin'i Napoléon III. Mandrihauia…tohiny
Mandrika: (rika) mt. p. (mandrikà): Manisy rikany ao ambany rambaramba. tohiny
Mandrimba: (rimba) mt. p. (mandrim bà): Mandrava, ma-nimba. tohiny
Mandrimbona: Mitovy amin' ny Mandrombina. tohiny
Mandrimorimo: (rimorimo) mt. p. (mandrimorimoa): Manipy mafy mifofofofo. •Mampifioka na mampimonomonona zavatra. tohiny
Mandrindra: (rindra) mt. p. (mandrindrà): Mandahatra, mandamina, mandanto:Mandrindra ny fandaharam-potoana. ~ Mampifanaraka,…tohiny
Mandrindrina: (rindrina) mi. P. (mandrindrina): Manao izay hiadian'ny lelavaravarana amin'ny batana mba tsy hahafahany…tohiny
Mandringa: (ringa) p.t.: (olona na biby) Tsy tsara fandeha fa iva ny tongotra ilany noho ny iray: Mandringa io…tohiny
Mandringana: (ringana) mt. p. (mandringàna): Mandrava, manimba tanteraka, mandevona: Ny ualala no nandringana ny…tohiny
Mandriona: Miriona (riona) mt. s.: Mivily amin'ny lalana tokony haleha: Niriona kely foana ny bala no tsy nahauoa…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0172