Litera M
Mandredona: (redona) mt. p. (mandreddna): Miteny na mihira indray miaraka: Mandredona hira.
tohiny
Mandrefarefa: (refa) mt. p. (mandrefarefĂ ): Mampitaritarika ny akanjony amin'ny tany. 1 h.o.: Manela asa.
tohiny
Mandrefotra: (refotra) mt. p. (mandrefota): Mampitefoka, manatefoka; mampipoaka, manapoaka.
tohiny
Mandrefy: (refy) mt. p. (mandrefesa): Mijery misy refy firy ny halavan'ny zavatra iray. ~ Mamantatra ny halavan'ny…tohiny
Mandrehitra: na Mampirehitra (rehitra) mt. p. (mandreheta, mampireheta): Mamelona: Mandrehitra na mampirehitra afo.…tohiny
Mandrehoka: (rehoka) mt. p. (mandrehofa): Mandefa, mamoaka rehoka: Mandrehoka lava io antidahy io. /Mandrehoka ra.…tohiny
Mandrembona: (rembon?) mt. p. (mandrembdna): Malahelo tampoka, nefa miserana; manina; manembona.
tohiny
Mandrendrika: (rendrika) mt, p. (mandrendreha): Mandatsaka ao anaty rano mba tsp ho afa-mipoitra intsony: Nisy nandrendrika…tohiny
Mandrendrindrendrina: (rendrindrendrina) mt, s.: Entimilaza ny maso manjavonjavona noho ny havesaran'ny loha na avy nijery…tohiny
Mandrendrirendry: (rendrirendry) p.t.: Manjemby, mahajambena
tohiny
Mandrenoka: (renoka) p. t.: Mahavariana, maharenoka, maharevo,
tohiny
Mandrepirepy: (repirepy) mt.p. (mandrepirepe): Mampivembena. 1 p. t.: (maso) Pahimpahina.
tohiny
Mandrepoka: (repoka) mt. p. (mandrepoha): Mikepoka, manapiaka.
tohiny
Mandreraka: (reraka) mt. p. (mandreraha): Mamizana mafy, izaitsizy: Mandreraka ny dia lauitra • Mahosa, mampahosa,…tohiny
Mandresaresa: (resaresa) mt. p. (mandresaresĂ ): Mampitarozaka, manalava, manela: Mandresaresc raharaha.
tohiny
Mandretaka: (retaka) mt. P. (mandretaha): Mampikoa, mampirodana.
tohiny
Mandretsika: Mandretsidretsika (retsika) mt.s,: Mamolivoly: Mandretsidretsika izany ny ranjoko.
tohiny