Litera M
Manditra: (handitra) p.t.: Mafotra, mafotrafotra: Voankazo manditra. ¶ M.h.: Mafotra, maisatra, mavoana.
tohiny
Manditsaka: (ditsaka) mt.s. (manditsaha): Mivalan-drano: Manditsaka am-pandriana io :axa io.
tohiny
Manditsika: (ditsika) prit. p. (manditsiha): Mandraraka na manipy vovoka na poti-java tra amin'ny maso hahajemby:…tohiny
Mando: (ando) p. t.: Vontondrano, mitana rano: Mando ny tany ka manaova kiraro. / Mando it? trano ity ka tsy…tohiny
Mandoa: (loa) mt.p. (mandoava): Mamoaka zavatra nohanina amin'ny vava indray: Mandoa matetika ny marary. 1 Manefa:…tohiny
Mandoaka: (loaka) mt.p. (mandoaha): Manao lavaka, manao loaka: Nisy nandoaka ny rindriny. ¶ M.h.: Mandavaka, mangirika,…tohiny
Mandoatra: (loatra) mt.p. (mandoara): Mamoaka (zavatra) avy ao anaty...:Mandoa-bary. / Samy nandoatra ny tao ampony.…tohiny
Mandodona: (dodona) mt.p. (mandodàna): Manafaingana, manery hanao faingana: Mitaredretra ny mpiasa raha tsy misy…tohiny
Mandohalika: (lohalika) mt.s. (mandohaleha): Mampijoro ny tena eo ambonin'ny ampelandohalika, ny ranjo a min'izany…tohiny
Mandoka: (doka) mt. p. (mandokafa): Manindrahindra a min'ny fiderana; man drobo: Loza raha handoka ny entam-barony…tohiny
Mandoko: (loko) mt.p. (mandokoa): Manosotra loko: Efa lehibe tokoa Ramatoa iny saingy mandoko volo izy ka tsy…tohiny
Mandokoroka: (dokoroka) mt s.: Manjoretra, manjonitra, manjokaiky mba hangorahan'ny olona ny tena: Mandokoroka ao…tohiny