Litera M
Mahatadidy: (tadidy) mt.p.: Mahatsiaro (filaza indrindra amin'ny zavatra): Tsy nahatadidy ny fahaxazany io olona…tohiny
Mahatafintohina: (tafintohina) mt. p, : Mahatezitra, mahasosotra: Nahatafintohina azy ny teny nataon'ny mpampianatra.…tohiny
mahatalanjona: Mahagaga. Teny mifanohitra aminy maha
sorenatohiny
Mahatanando: a: Karazan-javamaniry fahita eny an-keniheny, ntisy voniny vao mivelatra er? ambony, voniny vao mamontsina…tohiny
Mahatanjaka: (tanjaka) mt.p. na p.t.: Mahatonga ho matanjaka: Mahatanjaka ny sakafo be vitaminina.
tohiny
Mahatanora: (tanora) mt.p.: Mahatonga ho tanora: Mahatanora anao izao hety izao.
tohiny
Mahatonga: (tonga) mt.p.: Afaka hitondra: Tsy mahatonga io vata mavesatra io hatrany an-tsena aho. • Ampy mba hahatongavana:…tohiny
Mahatontosa: (tontosa) mt.p.: Mahavita tsara tanteraka.
tohiny
Mahatovotra: (tovotra) p. t.: Mitovy.
tohiny
Mahatrotranify: a.: Mitovy amin'ny Mahalonify.
tohiny
Mahatsangy: (tsangy)rnts.:Mahasolo, mahadimby; mahay mitondra ny anaran-dray; mahay manarina ny harena am an- drahar…tohiny
Mahatsiahy: (tsiahy) mt.p. (mahatsiahiva): Mabita ao an-tsaina olona na zavatra any lavitra na efa lasa taloha:…tohiny
Mahatsiaro: (tsiaro) mt.p. (mahatsiarova): Mahazo mitamberina indray ao an-tsaina ny sarin'olona na zavatra hita…tohiny
Mahatsikaiky: (tsikaiky) p. t.: Teny ilazana olona na zavatra mampihomehy na mahate haneso amin'ny bika aman'endriny…tohiny
Mahatsikaritra: (tsikaritra) mt. p.: Sandra mahita, mahatsipalotra: Nahatsikaritra andRasoa aho tany an-tsena.
tohiny
Mahatsiravina: (tsiravina) p. t: Mampatahotra, manrpivadipo: Nandre kiakiaka mahatsiravina aho halina. • Mampihoron-koditra:…tohiny
Mahatsitsy: (tsitsy) p. t.: Mahay mitsitsy, kely fandàny.
tohiny
Mahavalalanina: (valaianina) p. t.: Mahatonga ho valalanina.
tohiny