Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manday: (Lay) mt.s. (mandai-ru): Mandeha haingana, mirotoroto. tohiny
Manday: (lay) mt. p.: Manindrona. tohiny
Mandazo: (lazo) mt.p. (mandazoa): Manamaina, manamatroka. tohiny
Mandefa: (lefa) mt.p. (mandefĂ  na mandefasa): Mampandeha ho any amy...: Mandefa iraka. ~ Mampitondra: Nandefa…tohiny
Mandefitra: (lefitra) mt.p. (mandatera): Manao izaY foretana, mamoritra: Mandefitra ny rantsam-boaloboka * h.o.:…tohiny
Mandefona: (lefona) mt.p. (mandefbna): Manatsatoka le f ana. * F.-p.: Mandefona iuoho: mamely tsy mifanatrika,…tohiny
Mandeha: (leha) mt.s. (mandehana): Mamindra toerana ny vatan-tena amin'ny famindrafindrana ny tongotra: Tsy mbola…tohiny
Mandelika: (lelika) mt.p. (mandelefa): Manototra, manarona. tohiny
Mandemaka: (lemaka) mt.p. (mandemaha): Manarina. tohiny
Mandemolemo: (lemo) mt.p. (mandemolemoa): Mamotsipotsika, mamonjafonja, mitsap atsap a tohiny
Mandempona: (lempona) mt p. (mandeniPbna): Manisy lempona. tohiny
Mandemy: (lemy) mt.p. (man-dame): Mahatonga ho osa: Ny mipetrapetra-dava no mandemy an-dRangahy io. tohiny
Mandena: (lena) mitai, (man-dama): Manisy rano, manamando. tohiny
Mandeno: (leno) mt.p. (mandenoa): Mampangotraka, mitanika, manatsoboka ao anaty leno. tohiny
Mandentika: (lentika) mt. P. (mandenteha): Man atsatoka mandevina: Mandentika tsato-kazo amin'ny tany. * Manasitrika,…tohiny
Mandesoka: (lesoka) mt.p. (mandesoha): Manisy pepo, mandempona; maniny, ma-nome tsiny. tohiny
Mandetra: (letra) mt.p. (mandera): Mampiditra, mandentika an-kery. tohiny
Mandetsy: (letsy) mt.p. (madetse): Mampietry: Esory any it4 farafara be ity fa mety handetsy ny rihana. ~ Mampihena…tohiny
Mandevilevy: (levy) nit s. (man-de v ileue):1) Mangotraka: E fa mandevi7evy ny rano ka arotsahy amin'izao ny vary.…tohiny
Mandevina: (levina) mt.p. (mandevena): Manitrika, manafina, manototra ao anaty tany: Auy nandeuina an-drainy izy.…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0176