Litera M
Mandalina: (lalina) mt.p. (mandalina): Mamotopototra, mamakafaka: Tia ny mandalina izay heuitra hitany amin'ny…tohiny
Mandalo: a.: Aretin-kibo tsy mivalana tonga tampoka, izay mampijaly fatratra fa mitangolika toy ny ho tapaka…tohiny
Mandalo: (kilo) mt.p. (manda-toua): Mandeha haingana, miserana, mihelina: Mandalo ihany ny hatanorana. *Tonga…tohiny
Mandalotra: (lalotra) mt. p. (mandalora): Manisy lalotra. ~ Mandama: Ento, hono, io hazo boribory io handalorany…tohiny
Mandamaka: (lamaka) mt.p. (mandamaha): Mikapa: Nandamaka bozaka teny an-tsaha izahay omaly. ? Mandry tsy afaka…tohiny
Mandambana: (lambana) mt.p. (mandambàna): Manao ampehezana.
tohiny
Mandambana: (lambana) nit P. (mandambàna): Manemitra amin'ny tsihy, manisy saridiseza. 1 mt, s.: Enti-milaza ny…tohiny
Mandambana: (lambana) mt.p. (mandambàna): Mamono betsaka indray miaraka, mandringana, mandripaka: Nandambana ny…tohiny
Mandambana: (lambana) mt.p. (mandambàna): Maka (valala) amin'ny lamba: Mandambana valala er? amin'ny tanety er,'v…tohiny
Mandambolambo: (lambo) mt. p. (mandambolamboa): Man-dama: Mandambolambo ny ampiantany amin'ny hazofisaka 1 Manafosafo…tohiny
Mandamina: (lamina) mt.p. (mandamina): Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny…tohiny
Mandàmoka: (lamoka) mt.p. (mandamoha): Manavesabesatra, mampahavesatra, mahasasatra, mahatofoka: Mandamoka azy…tohiny
Mandampatra: (lampatra) mt s. (mandampara): Manatsotra ny tongotra ka mahakasika olona: Aza mandampatra any amin'ny…tohiny
Mandamùka: mt, s.: Enti-milaza ny atody tsy àary zanany, tsy foy: Nisy telo nandamôka ny atody nakotriko. ? h.…tohiny