Litera M
Mandaboboka: (boboka) mt.p.: Jer. Manadaboboka.
tohiny
Mandaboka: (daboka) mt.p. (mandaboha): Manjera amin' ny tany, mandavo: Rivo-mahery no nandaboka ny tranonay. ~…tohiny
Mandadiana: a.: Haninkotrana, toy ny saonjo, mangahazo.
tohiny
Mandadina: (ladina) mt.p.: Mamatotra, manakambana: Mandadina volotsangana 1 nit a: Mandady ka manodidina, mamaditra:…tohiny
Mandaditany: (Btl) p.t.: Entimilaza omby tena matavy, ka toy ny mikisaka amin'ny tany ny tenany.
tohiny
Mandady: (lady) nit s. (manda-dia): Mifindra toerana ka ny kibo no enti-mikisaka: Mandady ny bibilaua 1 Mananika:…tohiny
Mandafatra: (lafatra) mt.s, (mandafara): Manohitra, mamely, mandatsaka ao anelanelan'ny loza roa. ~ mt.p.: Mampikatroka,…tohiny
Mandafika: (lafika)mtp• (mandafiha): Manisy zavatra ha-tao lafika: Iza no nandafika mololo ireto entana ireto?…tohiny
Mandafy: (lafy) mt.p. (manda-fusa): Mividy mitamba-be mba hamidy antsinjarany: Nandafy tsaramaso roanjato aho…tohiny
Mandahatra: (lahatra) mt p, (mandahara): Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra…tohiny
Mandahilahy: (lahy) mt.p. (mandahilahia): Mitso-drano, mirary soa ny zaza atao hasoavana.
tohiny
Mandainga: (Iainga) mt.p. (mandaingà): Tsy milaza ny mari-na, milaza zavatra diso ho marina, mamitaka amin'ny tsy…tohiny
Mandaitra: (laitra) mt, s. (mandaira): Miraikitra, mipetaka tsara: Tsy mandaitra amin' ny haro io loko io. 1 Misy…tohiny
Mandaka: (daka) mt.p. (mandakà): Mitsipaka, mamely amin'ny tongotra: Tsy fanao ny mandaka olona. 1 .o.: Manohitra:…tohiny
Mandakana: mt. p.: Mihady, na mihoho tany miendrika laka na Manao tatatra na lakandrano. ? Enti-milaza nofo mitondra…tohiny
Mandala: (tala) mt.p. (manda-là): Mikarakara, mitandrina tsy ho simba: Olona manda-la fihauanana ny Malagasy.…tohiny
Mandalambitsika: P. t.: Enti-milaza lamba na akanjo efa ton-ta ka manambana ho rovitra, efa makarakara ho triatra: Nampalahelo…tohiny
Mandalatra: (lalatra) mt.p. (mandalara): Manisy soritra na tataka kely amin'ny lelanjava-maranitra
tohiny