Litera M
Manavoka: (tavoka) mt s.: Manontany an-kafetsena mba hitsapana ny hevitr'olona iray; manao don-tandroka; manatavoka.…tohiny
Manavokavoka: (havokavoka) mt.p. (manavokavoha): Mikap oka mafy, mikapoka mandrivorivo. ¶ M.h.: Mametsapetsaka, manontatonta,…tohiny
Manavongaingy: (vongaingy) mt. p.: Mampitondra entamavesatra loatra.
tohiny
Manavorivory: (vory) mt p.: Manao izay hahatonga vorivory, manaboribory, manakiboribory, man akivorivory.
tohiny
Manavotra: (avotra) mt p. (manavotra): Manao izay hahavonjy olona tao anatin'ny 1oza na notandindomin-doza; mamonjy:…tohiny
Manavovona: (vovona) mt.p.: Manao antontany, mampifanongoa, manavosa,: Manavovona kitay,
tohiny
Manavovona: na Manasavovona (vovona) mt.p.: Mampifan ongoa, manavosa: Nanauovona ny fanaka rehetra tao an-tokotany…tohiny
Manavozihitra: (vozihitra) mt p.: Manabontsina be.
tohiny
Manavy: (avy) mt. s.: Marary ka mafana ny tena (ny anton'ny fitomboan'ny hafanana dia ny fisian'ny zavatra na…tohiny
Manavy: na Ramanavy a.: A-narana ilazana an-kapobeny ireo biby mampinono, lava-lava vatana toy ny totozy, nefa…tohiny
Manazangazana: (hazangazana) mt. p. (manazangazàna): Mijery nefa tsy hita, mitily.
tohiny
Manazatra: (zatra) nit p. (manazara): Manao izay hahatonga olona na biby ho zatra, tamana manao (zavatra): Adidinao…tohiny
Manazava: (zava) mt.p. (manazavà): Manome hazavana: Manazava ny masoandro. ~ Manisy hazavana, mitsilo: Manazava…tohiny
Manazavozavo: (zavozavo) mt p.: Manosotra loko na mena-ka ka tsy atao mifotetaka loatra.
tohiny
Manazimba: (zimba) mt.p. (manazimbà): Manao tsinontsinona, manivaiva: Tsy tokony hanazimba ny asanay ianao. 1 Manaraby,…tohiny