Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manavaka: (avaka) mt. p. (manavaha): Mampisaraka, manasaraka: Ny saina no manavaka ny olona amin'ny biby. ~ Manokantokana,…tohiny
Manavana: (havana) mip. (manauàna): Manatsikera, na ma-nais ny lavenona avy ao ampatana. tohiny
Manavanana: (havanana) rat. s. sady mt. p.: Mampiasa ny tanan-kavanana: Raha mbola kely ny zaza dia hita sahady…tohiny
Manavandra: (havandra) mt. s.: Misy havandra latsaka: Manavandra ny andro, tohiny
Manavangavana: (havana) mt. Manary ny havana ory. tohiny
Manavangongo: (vangongo) nit p. (manavangongôa): Mampitangoron-javatra miavoavo amin'ny toerana iray. tohiny
Manavao: (vao) mt.p. (manavaoza): Manolo hafa: Manavao mpiasa, hono, io tranombarotra io. ? Manamboatra ho tonga…tohiny
Manavareraka: (vareraka) mt. p.: Mamaia (fitafiana) hiborotsaka, hirefarefa, tohiny
Manavaroraka: (varoraka) mt. p.: Manaketraka, managedrage dra tohiny
Manavarozaka: (varozaka) mt. p.: Manakiraviravy, manakirazorazo. 1 Milaza zavatra atao mitarozaka ary miverimberina.…tohiny
Manavasava: (savasava) mt.p.: Mampihatakataka (olona na zavatra) mba handehanana, handrosoana: Tokony hanavasava…tohiny
Manavatsava: (tsavatsaua) mt.s. (manavatsauà): Tsy mandeha amin'ny tena lalana famanapatapaka manao hitsin-dalana…tohiny
Manavazina: (vazina) mt. p, : Manala baraka. tohiny
Manavembena: Manasavembena (vembena) mi p,: Marnezivezy, manasavilivily. tohiny
Manavenavena: na Manasavenavena (uenavena) mt.p.: Manokatra be, manatanatana. tohiny
Manavia: (havia) mt.p.: Mampiasa ny tanana havia. ~ Mamp an ahir ana, m amp ananosarotra, sarotra: Manavia ahy…tohiny
Manavika: (savika) mt.p.: Misarangotra (fiteny amin'ny vahy misarangotra amin'ny hazo), tohiny
Manavina: (avina) mt.p.: Mandeha mamonjy raharaha; manontany zavatra tiana ho fantatra na hofotorana; mandeha…tohiny
Manavoavo: (avo) mt.p.: Manondrotra, mankalaza, midera. tohiny
Manavodrevo: a: Anaran-kazo voalaza ho manana hasina mahasitrana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0159