Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manatsitsindrana: (tsitsindrana) mt. p.: Mampihoatra na mampanivaka amin'ny namany. tohiny
Manatsivalana: (tsivalana) mt. p.: Manisy tsivalana. • Marnetraita zavatra h anaraka ny sakany. tohiny
Manatsivetraka: (tsivetraka) mt. p. (manatsivetraha): Mamelatra, mametraka hitoetra amim-piadanana. tohiny
Manatsivo: (hatsivo) mt. p.: Manisy vanja indray mamahana. tohiny
Manatsizarizary: (tsizarizary) mt. p. (manatsizarizaria): Manao tsinontsinona, maneso: Aza manatsizarizary ny ray aman-dreninao…tohiny
Manatsoaka: (tsoaka) mt. p. (manatsoàha): Man ongotra: Manatsoaka fantsika ny mpandrafitra 1 Manala, manesotra:…tohiny
Manatsoboka: na Manoboka (tsoboka) mt.p. (manatsobiiha, manobdha): Mandentika, manasoka: Manatsoboka vy ao anaty…tohiny
Manatsofa: (tsofa) mt.p. (ma-n atso fà) : Manapaka amin'ny tsofa: Manatsofa hazo ny mpandrafitra tohiny
Manatsofoka: (tsofoka) mt. p. (manatsofoha): Mampiditra ao an afin 'ny...: Manatso foka ny tanany ao anaty uatasarihana…tohiny
Manatsofotra: (tsofotra) mt.p.: Mampirehitra lahim-banjan' ny tafondro. • Manitrika ao anaty rano. tohiny
Manatsolotsolo: (tsolo) mt.p.: Manaserana amin'ny afo: Manatsolotsolo akoho. tohiny
Manatsolotsolotra: na Manolotsolotra (tsolotra) mt.p.: Mandroso loatra ny tanana (rehefa milalao kanety), manao an-kitsolo.…tohiny
Manatsontsorika: (tsontsorika) mt.p. (manatsontsoriha): Mampiondrika ho ambany, mampiraviravy. tohiny
Manatsoriaka: (tsoriaka) mip. (manatsoriàha): Mande fa hi-,hazakazaka. tohiny
Manatsorofoka: (tsoro foka)mi p.: Mampiditra avy hatrany; manisika avy hatrany. tohiny
Manatsororoka: (tsororàka) mt. p.: Mandefa hidina mahitsy mankamin'ny ambany. tohiny
Manatsotaka: (tsàtaka) mt.p.: Mampiditra (zavatra) lalina tsara. tohiny
Manatsotra: (tsotra) mt p. (manatsiira): Mampivelatra, manampatra: Tokony hanatsotra ny tananao ianao. tohiny
Manatsotsotsotso: (tsotsotsotso) mt.p.: Mampamoaka feo toy ny an'ny zavatra dorana ka lemana tampoka. tohiny
Manatsovaka: (tsiivaka) mt.p.: Mandoro amin'ny rano mangotraka: Iza no nanatsouaka ny tanan'it? zaza it? tamin' ny…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0168