Litera M
Manatselaka: (tselaka) mt.p. (mana tse làha) : Mampirehitra tampoka; mampitselatra.
tohiny
Manatselatra: (tselatro) mt.p.: Mitovy amin'ny Manatselaka.
tohiny
Manatsemboka: (tsemboka) mt. p.: Manao izay hahatsemboka na hahatonga etona.
tohiny
Manatsetaka: (tsètaka) mt.p.: Mametaka tsars, manatsatoka tarira eo afovoany.
tohiny
Manatsetsaka: (tsetsaka) mt.p.: Mandrehitra, mampirehitra, man atsolo afo.
tohiny
Manatsiaka: (tsiaka) mt.p.: Mandriatra.
tohiny
Manatsidradra: Manatsidradraka (tsidradra) mt.p. (manatsidradrà, manatsidradraha): Manainga ho avo: Manatsidradraka…tohiny
Manatsika: (hatsika) mt.p. (manatsiha): Miantso amin'ny fihetsiky ny loha na tanana: Nanatsika tanana an-janany…tohiny
Manatsika: (tsika) mt.p. (manatsiha): Manatantavana. 1 Mampanorika (rano) tsikelikely avy ao anaty zavatra mba…tohiny
Manatsikala: Manatsikalana (tsikalana) mt.p. (manatsikalàna) : Manisy tsikalana.
tohiny
Manatsikana: (hatsikana) mt. p.: Mamazivazy, manaraby, mihomehy (olona), mamitaka.
tohiny
Manatsikanina: (tsikanina) mt p.: Mitono, manatsatsika.
tohiny
Manatsikebona: (tsikebona) mt. p.: Manetsiketsika ny fotaka na ny loto ao anaty rano.
tohiny
Manatsikefakefaka: (tsikefakefaka) mt.p.: Manendaka amin'ny laniny iray; manofahofa amin'ny laniny iray.
tohiny
Manatsikera: (tsikera) mt.p. (manatsikerà): Tsy mamela hifatratra na hifitsaka: Manatsikera landihazo hatao sesi-kidoro.…tohiny
Manatsikoinkoina: (tsikoinkoina) mip.: Mampimoimoy, mampitaraindraina.
tohiny
Manatsikozakoza: (tsikozakoza) mt.p.: Manao zavatra amim-pitsiredare dàna.
tohiny
Manatsilany: (tsilàny) mt. p. (manatsilanésa) : Mampandry (olona) ka ny lamosiny no atao ambany. ~ Mametraka (zavatra)…tohiny
Manatsimbadika: (tsimbadika) mt. p.: Manohoka: Manatsimbadika ny vilany. 1 Mampikodia.
tohiny
Manatsimpohafoha: (tsimpohofoha) mt.p.: Manangona hitsitokotoko (tany ). • Mainpitsangantsangana (volt)).
tohiny