Litera M
Mahare: (re) mt, p.: (mitovy hevitra sy fampiasa amin' ny mandre ihany saingy izy tsy manana fomba mandidy)…tohiny
Maharenina: (renina) mt.: Mahatongaharenina. 1 Teny entina mandidy mba hangina tsy hitabataba: Maharenina, rankizy…tohiny
Maharikivy: Jer. Marikivy.
tohiny
Maharikoriko: (rikoriko) p.t: Miteraka na mahatonga rikoriko, mahasosotra izaitsizy, mahalotika: Maharikoriko ny loton'it?…tohiny
Maharitra: (aritra) p. t. sady mt. s.: Mateza: Maharitra itony fiarakodia itony raha voakarakara tsara ~ Mikiry,…tohiny
Maharitrafo: a.: Vilany vita a min'ny vifotsy na takela-by natao vonobainona fa tsy tsingfnina, izay matetika ampiasain'ny…tohiny
Maharototra: (rototra) p. t.: Mahatonga ho mafana fo, mazoto, marisika.
tohiny
Maharotsingala: a.: Vifotsy loadoaka madinika atao hitsiririhan'ny rano amin'ny siny fanondrahana anana (jer. Masoarivo).…tohiny
Maharovolona: a.: Karazan-kazo fanao trano.
tohiny
Mahasadaikatra: (sadaikatra) p. t: Mahatonga hisalasala, mahasanganehana.
tohiny
Mahasahy: na Mahasaky (sahy na saky) nits.: Manana herim-po hanao zavatra: Tsy mahasahy ny hivoaka amin' io alina…tohiny
Mahasaikatra: (saikatra) P.t.: Manalasala, mahamenatra.
tohiny
Mahasalama: (salama) p.t.: Mahatongaho salama.
tohiny
Mahasampona: (sampona) mt. p.: Mahatonga ho sampona: Raha tsy fahafatesana tokana, tsy misy hahasampona ahy.
tohiny
Mahasanganehana: (sanganehana) mt. p.: Mahatonga ho sanganehana: Mahasanganehana ahy be ihany n? teniny.
tohiny
Mahasehaka: (sehaka) mt.s. sy mt.p.: Mahasempotra: Mahasehaka lahy ity fiakarankely ity. • Mahavita zavatra, mahomby:…tohiny
Mahasoa: (soa) p.t. na mt. p. (mahasoava): Raina, misy ilana azy: Fanaka mahasoa ny farafara. • Ahazoana vokatra,…tohiny
Mahasodoka: (sodoka) mt.p. na p. t.: Mahatonga ho voafitaka: Nahasodoka ny sofin' ny mpitsangantsangana teny Ambondrombe…tohiny
Mahasosotra: (sosotra) mt.p. na p.t.: Mahatonga ho sosotra, manafintohina: Nahasosotra an'i neny aho ka nifona taminy.…tohiny