Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manatrosina: (trosina) m i p.: Mandavo na manjera olona hiantoraka any anoloana ka ny lohany no mipoka aloha amin'ny…tohiny
Manatrotrongy: (trotrongy) mt p.: Mandavo na manosika olona any anolo ana ka mitehika amin'ny tany mihitsy ny lohany.…tohiny
Manatsabaka: (tsabaka) mt.p.: Mandroboka, manitrika zavatra ao anaty rano. tohiny
Manatsahatra: (tsahatra) mt.p. (manatsahara): Mampijanona (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: "Mampitsahatra").…tohiny
Manatsaho: (tsaho) mt. p.: Milaza ka mampiely vaovao tsy mbola azo antoka ny fahamarinany: Misy manatsaho fa fantatra…tohiny
Manatsaikona: (tsàikona) mt.p.: Mampanao tsaikona soavaly. tohiny
Manatsaitsaika: na Manatsaika (tsaika) mt. p.: Main exit' a mitoto ny vary fanindroany. izany hoe ny vary vao afaka…tohiny
Manatsaka: (tsaka) nit p.: Mandidy, mandentika, manatrobaka amin-java-maranitra ka misy feo manokana heno avy arnin'izany.…tohiny
Manatsaka: (hatsaka) mt p. (manatsaha): Mampitovy tantana, manitsy amin'ny fanalana ny romoromo aminy, mamarana:…tohiny
Manatsapaka: (tsapaka) mt.p.: Mandentika zavatra ao anatY... tohiny
Manatsara: (tsara) mt.p. (manatsara): Mahatonga ho tsara kokoa: Manatsara ny fahasalamana ny sakafo be otrikaina.…tohiny
Manatsarapaka: (tsarapaka) m t p.: Manosika, mandatsaka, mandefa ao anaty...; mande-fa hikatroka amin'ny fahavalo.…tohiny
Manatsararaka: (tsararnka) mt p,: Manao feo mikiririoka no sady farimparina. tohiny
Manatsatoka: (tsàtoka) mt.p.: Mandentika (zavatra) hiraikitra tsy ho afaka hihetsika: Manatsatoka famolaina, fantsika.…tohiny
Manatsatsàka: sy Mitsatsàka (tsatsàka) mt.p. (mantsatsàha, mitsatsàha): Mamotsy tanteraka ny vary totoina: I Bao no…tohiny
Manatsatsiaka: (tsatsiaka) mt. p.: Mandrovitra (zavatra) ka atao heno ny fitriarany. tohiny
Manatsatsika: (tsàtsika) mt.p. (manatsatsiha): Mitono hena amin'ny salazam-by na mivantana amin'izao eo ambony afo.…tohiny
Manatsatso: (tsàtso) mt.p. (ma-na tsatsoa): Mampihena, mampahalefy tsiro ; manamp o-draty. 1 h.o,: Mandefy, mahalefy:…tohiny
Manatsefaka: (tsefaka) mt.p. (manatsefàha): Mamaky, mampitriatra (fa ny fampiasa matetika dia ny hoe: "mampitsefaka"):…tohiny
Manatsefotra: (tsefotra) mt.P.: Manapoaka vanja amin'ny olona, mande fa rivotra na rano avy ao anaty zavatra ka mipoaka…tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0181