Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manatotongana: (totongana) mt.p.: Mampihilana, manohoka: Manatotongana ny siny izy. ~ Mihoatra, misongona: Nanatotongana…tohiny
Manatovevy: (tovevy) mt.p.: Manatongilana. tohiny
Manatrabaka: (trabaka) mt.p., (manatrabàhaf: Mandentika zava-maranitra lalina ao ana-t? nofo na zavatra malemy hafa;…tohiny
Manatrafana: (irafana) mt.p.: Mampitroatroatra; mampitrifana. tohiny
Manatraingo: na Mitraingo (it? faharoa US, no fampiasa matetika kokoa) (traingo) mt.p.: Mikapa amin'ny antsy ny tongo-biby…tohiny
Manatraka: (traka) mt.p. (manatrakà): Manarina (ny loba) hiatrana tsars. tohiny
Manatrana: (satrana) mt.p.: Manao satrana, manandrana zavamaneno. tohiny
Manatranga: (tranga) mt.p.: Mampiseho lany. tohiny
Manatratra: (traira) mt.p. (manatràra): Manao izay hahatongavana eo amin'izay enjebina: Manatratra mpangalatra 1…tohiny
Manatratreva: (tratreva) mt p.: Mampitrifantrifana ats? sy asti. tohiny
Manatrebika: (trebika) mt.p.: Manin drona amin-java-maranitra, mandoaka. tohiny
Manatrebona: (trebona) mt.p.: Manatsatoka zava-m arani-doha tohiny
Manatresaka: (tresaka) mt.p. (manatresaha): Mamaky sady mampivava na mampiveraka. tohiny
Manatrifana: (trifana) mt.p.: Mampirifatra atsy mampirifatra aroa. tohiny
Manatrika: (atrika) mt.p. (manatreha): Mahita maso: Nanatrika ny namonoana an'i Rainandriamampandry, ho-no, ny…tohiny
Manatringitringy: (tringitringy) mt.p.: Manao izay hahatonga milfngilingY. tohiny
Manatritratritra: (tritratritra) ma p.: Manao izay hahatonga mipelipelika; manakorontana ny sasany. tohiny
Manatroatra: (troatra) mt p.: Mampiala tampoka amin'izay misy ny tena: Asa izay nanatroafra azy teo fa gaga daholo…tohiny
Manatrobaka: (trobaka) mt p,: Managorobaka amin'ny zava-maranitra, tohiny
Manatrona: (satrona) mt.p.: Maka valala amin'ny tsihy na lamba na harona. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0156