Litera M
Manasongadina: (songadina) mt. p. (manasongadfna): Manavaka tsara. ~ Manenda-damba olona, manavongady.
tohiny
Manasosa: (sosa) mt.p. (manasosà): Mandefa zavatra handeha milamina sy haingana ary tsy misy manakantsakana na…tohiny
Manasosotra: (sosotra) mt.p.: Manao izay hahasosotra.
tohiny
Manasotitika: (sotitika) mt.p.: Mandoto, manasolitika.
tohiny
Manatabariaka: (tabariaka) mt p, (manatabariàha): Manapa-• ritadritaka ets? sy er?.
tohiny
Manataboretaka: (taboretaka) mt.p. (manataboretàha): Mampipetraka mibotetaka.
tohiny
Manataboroaka: (taboroaka) mt.p. (manataboroàha): Mandoaka tanteraka, managorobaka.
tohiny
Manataborobaka: (taborobaka) nit p. (manataborobàha): Mandoaka tanteraka, maninteraka, managorobaka.
tohiny
Manatabotetaka: (tabotetaka) mt.p. (manatabotetaha): Mametraka zavatra hibotetaka amin'ny fanambaniny.
tohiny
Manatafoaka: (tafoaka) mt.p.: Mampihoa-pefy, mampamorivory.
tohiny
Manatahteraka: (tanteraka) mt. p. (manatanteràha): Mamita tsars, tomombana hatramin' ny farany, manatontosa: Manatanteraka…tohiny
Manatailana: (tailana) mt.p.: Mahatonga tailana, mandidy misomaradimbana.
tohiny
Manataka: (tataka) mt.p. (manataha) :Mandxovitra na mandidy manaraka ny lavany. ~ Manisy loaka na bangs na tatatra…tohiny
Manatakibaka: (takibaka) mt. p.: Mamely, manevika eo afovoany, eo amin'ny takibaka
tohiny
Manatakiboka: (takiboka) mt. p.: Manidy, mampihandrona, manery tsy mamela hihetsika, mampizihitra.
tohiny
Manatakiky: (takiky) mt. p.: Mampahalany harena, mambotry.
tohiny
Manatakila: (takila) mt. p.: Ma' nala ny antsasaky ny zavatra iray, mamela ny antsasany,
tohiny
Manatakitsoka: (takitsoka) mt. p.: Mandentika sy manizina, manatsoboka lalina.
tohiny