Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manasampotina: (sampotina) mt. p. (manasampotena): Mampisafotofoto, mampisaritaka, mampisangodingo di-na, mampitambolimbolina.…tohiny
Manasampy: (sampy) mip. (manasampaza): Mametraka zavatra hisavily eny am-bozona. tohiny
Manasanasana: (sanasana) mt.p. (manasanasanĂ ): Manokatra be (vava). tohiny
Manasangazona: (sangazona) cit. p. : Mamikitra amin'izay voaray. tohiny
Manasangerina: (sangerina) mt. p.: Mampandalo dia mamerina indray. ~ Mangorona, mamorimborina (1amba) manodidina ny…tohiny
Manasangodina: (sangodina) m t p. (manasangodina): Mampihodidina. tohiny
Manasaoka: (saoka) mt.p. (manasaoha): Manampy tapadamba amin'ny akanjo mba hanalalahana azy amin'ny faritra sasantsasany:…tohiny
Manasara: (sara) mip. (manasarĂ ): Man doasarany. Manasaraka (saraka) mip. (manasaraha): Mamaritra ny fisarahana:…tohiny
Manasarangotra: (sarangotra) mt.p. (manasarangota): Manantona, manasingotra (ny tanana na ny tongotra). tohiny
Manasarebaka: (sarebaka) mt.p. (manasarebaha): Mampirefarefa amin'ny tany. tohiny
Manasariraka: (sariraka) mt.p. (manasariraha): Manasaritaka, mampisafotofoto. tohiny
Manasaritaka: (saritaka) mip. (manasaritaho): Manakorontana, mampisafotofoto. tohiny
Manasarotra: (sarotra) mt.p. (manasarĂ´ta): Mahatonga ho sarotra aleha: Ny lavadavaka ireny no manasarotra ny laiana…tohiny
Manasatra: (sasatra) mt.p.: Mamizana: Manasatra ny saina ny fianarana tsy misy fiatoana. ~ Mahasosotra, manelingelina:…tohiny
Manasatroka: Manatroka (satroka) mt.p. (manasatroha, manatroha): Manome (zavatra) hatao satroka: Efa nanatroka satroboninahitra…tohiny
Manasaveravera: na Manaveravera (veravera) mt.p.: Manasariraka (ny akanjo); tsy misampina tsara (ny lamba). tohiny
Manasavika: (savika) mip.: Mampisarangotra vahy amin' ny hazo. tohiny
Manasavily: (savily) mt.p. (manasauilio): Manakivilivily. ~ Manolaka. tohiny
Manasavoana: (savonna) mt.p.: Mandefa hiakatra eny amin' ny habakabaka, manipy ambony: Manasavoana ny sarimpapango.…tohiny
Manasavoka: (savoka) mt.p.: Manisy, manosotra savoka. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0165