Litera M
Manasabodika: (sabodika) mt. p. (manasabodeha): Mampifangaro na mampifandiso ny teny na ny zavatra atao, manasari…tohiny
Manasabotrika: (sabotrika) mt. p. (manasabotre ha) : Mambomba, mandrotsirotsy.
tohiny
Manasadika: (sadika) mt.p. (manasadikà): Manao (zavatra) mihodidina ny valahana toy ny salaka.
tohiny
Manasafelika: (safelika) mt.p. (manasafeleha): Manolana, manao izay hihodidinan'ny zavatra iray fa tsy handehanany…tohiny
Manasafofoka: (fofoka) mt.p. (manasafofoha): Manjera.
tohiny
Manasafontina: (safontina) mt. p. (manasafontena): Mampisafotofoto, mampisavorovoro, mampisaritaka.
tohiny
Manasafotofoto: (fotofoto) mt. p. (manasafotofotoa): Manakorontana sy mampifangaroharo: Iza no nanasafotofoto ity kofehy…tohiny
Manasahonaka: (honaka) mt.p.: Mamonto.
tohiny
Manasaka: (sasaka) mt.p.: Mizara roa mitovy tsara: Tsy haiko ny manasaka ity uoatavo ity. ~ Eo am-povoany tsara:…tohiny
Manasalobona: (salobona) mt. p.: Manarona olona na zavatra amin'ny lamba.
tohiny
Manasalotra: (salotra) mt.p.: Manantona (zavatra, lamba) eny am-bozona.
tohiny
Manasaly: Manasalisaly (saly) mt.p. (manasalisolia, manasalia): Mametraka zavatra (hena...) vetivety eo ambony…tohiny
Manasamaka: (samaka) mt.P. (manasamaha): Mamaky, manataka, mampiveraka hisaraka roa.
tohiny
Manasamboady: (samboady) mt.p. (manasamboadia): Mametraka samboady eo ambony soroka.
tohiny
Manasamboaravoara: (samboaravoara) mt.p.: Mampitroatra, mampitambolimbolina. ~ lao.: Mahatezitra, mahatonga ho romotry…tohiny
Manasamboritra: (samboritra) mt.p. (manasam borita) : Manodidina lamba ny valahana mafy.
tohiny
Manasampina: (sampina) mt. p. (manasampina): Manipy ny tendron'ny lamba iray ho eo ambony soroka.
tohiny