Litera M
Manangoly: (angoly) mt.p. (manangole): Manambitamby mba hametsena: Kinga ery izy manangoly ny uahoaka * Mitaona…tohiny
Manangona: (angona) mt.p. (manangbna): Manao izay hahatonga olona maro amin' ny toerana iray: Manangona ny mpianatra…tohiny
Manangongo: (ngongo) mt.p.: Mampiavovona na mampitoi by zavatra mitamba-be: Manangongo vato.
tohiny
Mananihany: (hanihany) mt. p. (mananihania): Mamazivazy tsy am-panajana, manaraby: Loza raha hananihany ny mpandalo…tohiny
Mananika: (anika) mt.p. (mananiha): Mandeha miakatra eny ambony: Mananika tendrombohitra ? h. o.: Manamy, mamely:…tohiny
Mananisoroka: (soroka) mt.p. (manantsoroha): Mitondra an-tsoroka.
tohiny
Manankarena: (harena) p.t.: Enti-milaza ny olona mana-na amby ampy, manam-be, na vola na fananana: Vitsy ny manankarena…tohiny
Manankina: (ankina) mt.p. (manankina): Manisy tohany, mametraka zavatra eo akaikin'ny zavatra hafa iray manohana…tohiny
Mananky: (anky) mt.s.: Mandrefy amin'ny anky: Ny felatanana sy ny rantsan-tanana no nentina nananky.
tohiny
Manano: (ano) mt.p.: Miadidy, mikarakara. - F.-p.: Manano tena: miehy, mikarakara tena irery. / Vehivavy mpanano…tohiny
Mananona: (anona) mt. s. (mannova): Manao zavatra iray izay tsy lazaina mazava: Io manko i Bozy b! ny olona mananona…tohiny
Mananonanona: (anona) mt.s.: Enti-milaza toetra tsy tsara tsy ratsy fa eo ho eo: Manao ahoana ny marary izay? — Mananonanona…tohiny
Mananontanona: (tanontanona) mt.s.: Mipetraka kamokamo eo akaikin'olona ka tsy manao na inona na inona fa mijerijery…tohiny
Mananotena: p. t.: Olona miahy tena irery, olona tsy manambady. ? h t: Vehivavy maty vady: Ampio ny kamboty sy ny…tohiny
Mananta: (hanta) mt.p. (manantà ): Mampfhanta, manarana, tsy mahavely vava am-boa ny..., rainazy amin'ny...: Loza…tohiny
Manantatra: (santatra) mt.p. (manantara): Manomboka (hanao zavatra). ? Manandrana mihinana ny voalohambokatra
tohiny