Litera M
Manandrify: (tandrify) mt.p. (manandrifia): Manatrika ny, mifanatrika amy: Manandrify ny tranonay ny tranony.
tohiny
Manandrina: (handrina) mt.p.: Mijery tsara manatrika amin' ny maso feno fandrahonana. * Man ohitra.
tohiny
Manandro: (andro) mt s.: Mijery ny vintan'olona araka ny andro nahaterahany. ? Milaza ny andro tsars azo anombohan-javatra…tohiny
Manandroka: (tandroka) mt.p. (manandroha): Mametaka tandroka ampiasaina ho toy ny vantozy.
tohiny
Manandrongo: (androngo) mt. s. (manandrongoa): Mfkisaka ohatra ny androngo. ? Misafoaka ohatra ny ombalahy mitroatra.…tohiny
Manandry: na Manendry (tan-dry) mt.p.: Manendrikendrika, mitsaratsara olona foana, manombotomboka: Aza manendry…tohiny
Mananetivohitra: (vohitra) a.: Ny mponina amin'ny tanety mampitohy ny vohitra rehetra iny.
tohiny
Mananety: na Mananetiny na Mananetinkena a.: Didin-kena manaraka ny voan-kena na ny hena eo amin'ny tamp on-dam…tohiny
Mananga: (anga) mt.s.: Miseho ho kanosa. ? Mandeha ran' orona. - F.-p.: Mananga tay: mivoaka, mangery am-pataloa.…tohiny
Manangana: (tsangana) mt. p, (manangàna): Manarina zavatra amin'ny haavony:Manangana seza miongana ? Mampijoro,…tohiny
Manangana: ny zanak'anabaviny izy fa tsy niteraka ? Mahazo indray, mahatafajoro indray: Lany efatra hetsy aho nanao…tohiny
Mananganga: (anganga) mt.p.: Manainga zavatra. ? Midera, manao fiderana mihoapampana.
tohiny
Manangasanga: (sangasanga) mt. s.: Miseho kely, mihoatrany zavatra hafa izay fohy noho izy, ka tazana na dia lavitra…tohiny
Manangedona: (gedona) mt.p. (manangedôna): Mandoto.
tohiny
Manangerona: (ngerona) mt.p.: Mandoto, manamainty.
tohiny
Manangizina: (ngizina) mt.p. (manangizina): Mahatonga ho ngizina.
tohiny