Litera M
Manamongo: (mongo) mt.p. (manamongoa): Manorotoro, m an am on tsam on ts ana. Manamontsana (montsana) mt.p. (manamontsàna):…tohiny
Manamora: (mora) mt.p. (manamorà): Mahatonga ho mora: Manamora ny dia aoka izany ny fiara. ~ Mampihena vidy: Manamora…tohiny
Manamorona: (morona) mt.p. (manamordna): Mankeo antsisina: Aza manamorona ny hady eo sao fanina ianao,
tohiny
Manamotaka: (motaka) mt.p.: Manao izay hahalemy mohaka, manorotoro.
tohiny
Manamotika: (motika) mt.p. (manamoteha): Manapotika, ni an drov itr a m adin i ka.
tohiny
Manamotraka: (motraka) mt. p.: Mahalemy, mamela ho lo.
tohiny
Manamotsika: (motsika) mt.p. (manamotseha): Manapotika, mamotsika, manorotoro.
tohiny
Manampatra: (ampatra) mt.p. (manampara): Mampiasa tsy am-pisalasalana sady feno fanaranam-po: Nanampatra ny herin-tsandriny…tohiny
Manampify: (ampify) mt.p. (manampifia): Manankina amy.... ¶ M.h.: Miampify, miampirina, mamokaiky, mivokaiky, miforitra,…tohiny
Manampina: (tampina) mt.p. (manampena): Manisy sarona amin'ny zavatra iray misokatra, na manakombona azy: Manampina…tohiny
Manampo: (fo) mt.p. (manampoiza): Mikasa: Nanampo ny hianatra aho ny maraina, kanjo nanavy tampoka ka namonjy…tohiny
Manampoka: (tampoka) mt. p.: Tonga tsy nampoizina, manatratra tampoka: Matetika no manampoka antsika olombelona…tohiny
Manampona: (tampona) mt.p. (manampàna): Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo…tohiny
Manamponga: (amponga) mt. p.: Mandoka mihoa-pampana.
tohiny
Manampontsampontsana: (sampona) mt.p. (manampontsampàna): Manakana, manao izay tsy hahatanteraka: Esory daholo izay manampontsampona…tohiny