Litera M

A B D E F G H I J K L M N O P R S T V Z
Manambina: na Manatambina (tambina) mt. p.: Manisy tambiny. tohiny
Manambina: (ambina) mt.p.: Manome vintana tsars: Manambina azy, hono, ny akanjo volombatolalaka • Mitahy:Hanambina…tohiny
Manambitamby: (tambitamby) mt.p. (manambitambaza): Manafosafo na manehatehaka malefaka amim-pitiavana mba hanala alahelo:…tohiny
Manamboho: (voho) mt.p. (manambohba): Mampitodika amin'ny lafy ratsiny: Manamboho sary. (• Manodina ny lamosina…tohiny
Manambolina: Jer. Manatambolina. tohiny
Manambolo: (ambolo) mt.p.: Mamantatra zavatra iray amin'ny fofona, maka fofona: Mahay manambolo sokina ve io alikanao…tohiny
Manamboninahitra: (voninahitra) a: Miaramila ambony galons na laharana. ~ Olona ambony eo anrin'ny fitondram-panjakana.…tohiny
Manambony: (ambony) mt.p. (manam bon ia) :Manindrahvndra, mihevitra ho ambony: Loza Rangahy io raha hanambony tena…tohiny
Manambosy: (ambosy) mt.p. (manambosia): Mamporisika, mitaona, manangoly: Izy no nanambosy ny vahoaka hikomy. tohiny
Manambotra: (sambotra) mt.p. (manambora): Manenjika (biby na vorona), misambotra. tohiny
Manamby: (tamby) mt.p. (manambaza): Manakarama: Nanamby ahy telopolo izy hanadio ny tokotany. tohiny
Manameloka: (meloka) mt.p. (manameloha): Manasazy ara-ka ny didim-pitsarana: Nanameloka azy higadra mandrapahafatiny…tohiny
Manamena: (mena) mt.p. (manamenà): Mampahatongaho mena, •Manoso-doko mena. tohiny
Manamezaka: (mezaka) mt.p.: Mamp ahanify. tohiny
Manamika: (tamika) mt. s.: Mitsika, enti-milaza rano mivoaka kely tsy an-kiato avy ao anaty zavatra: Nanamika…tohiny
Manamiramirana: (mirana) mt. p.: itwlanao izay hahafalifaly. tohiny
Manamohaka: (mohaka) mt.p. (manamohafa): Mampahatonga ho bodaka. tohiny
Manamohamo: p.t. (t. tr.): Malaindaina amy,.. tohiny
Manamondra: (mondra) mt. p.: Mandany tsiro ny tany. tohiny
Manamondry: (mondry) mt.p. (manamondria) : Manapaka na mambory ny rantsantanana. tohiny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.021